tsaramaso
1. rurik
(
20/03/2007 16:15)
Manahoana daholo, saika mba hanotany izay mahalala
rehefa feno viry volana angaha ny zaza vao afaka mihinana tsaramaso .
Maro manko ny milaza fa mankaharary kibonjaza hono ny tsaramaso.
Misaotra betsaka.
rehefa feno viry volana angaha ny zaza vao afaka mihinana tsaramaso .
Maro manko ny milaza fa mankaharary kibonjaza hono ny tsaramaso.
Misaotra betsaka.
répondu par rurik le 26/03/2007 09:59
2. Samoana
(
20/03/2007 16:30)
Ilay hoditra tsaramaso iny no tsy mbola levon'ny vavonin-jaza ô. Herintaona sy tapany eo izy azonao ampanandramana ilay atiny nopotserina. De bon apetitos donga :wink: !
3. xxx
(
20/03/2007 16:47)
lomy ao anaty rano mandritra ny alina ny tsaramaso,@ maraina dia esory ny hodiny (tsirairay io an! mila fotoana), mahazotoa! ho an'ilay papoose!:-*:-*
4. watafon
(
20/03/2007 21:40)
na herintaona aza izy afaka mihinana fa aza atao b loatra fa mila voasana izany oe esorina ny hodiny !
5. simplex
(
20/03/2007 21:54)
Fa manin kay ra tsy omena tsaramaso izy? mandrapaha hoe ngoza anazy ka tsy mila voasana le izy... mety hoe tsy poinsa ny masony ve ? 8)
6. xxx
(
20/03/2007 22:10)
simplex:
Fa manin kay ra tsy omena tsaramaso izy? mandrapaha hoe ngoza anazy ka tsy mila voasana le izy... mety hoe tsy poinsa ny masony ve ? 8)
mavesatra ilay hodiny
8. ari.malala
(
21/03/2007 08:02)
ny zanako aza 6volana d efa nahazo ninana tsaramaso lena ko! fa saingy voasana nefa! ampangotrahina d refa mangotraka izy d voazana tsirairay, de andrahoina ilay nofony iny.
9. xxx
(
21/03/2007 08:16)
simplex:
Fa manin kay ra tsy omena tsaramaso izy?
Za koa mba gaga :roll:
simplex:
mandrapaha hoe ngoza anazy ka tsy mila voasana le izy... mety hoe tsy poinsa ny masony ve ? 8)
Sao dia mba nangataka hihinana tsaramaso ilay zaza :-D
10. bouna
(
21/03/2007 08:40)
ka le tsaramaso anie mitondra zvtr ilain'ny zaza @ fitombony e toy ny oe legume, voankazo mitondra hery fiarovana, fiasana sns...! tsy aingitraingitra io an!de zay no mahatonga oe esorina ny hodiny fa mavesatra ho an'lay zaza. De mazotoa daol o :D
11. boga
(
21/03/2007 12:56)
izany oe rehefa feno 6mois izy de efa afaka mihinana fa saingy tsy maro no tsy asiana hodiny fa voasana de atao mifangaro @sakafony (potsehina)de marorotaiza e
12. xxx
(
21/03/2007 15:34)
bouna:
ka le tsaramaso anie mitondra zvtr ilain'ny zaza @ fitombony e toy ny oe legume, voankazo mitondra hery fiarovana, fiasana sns...! tsy aingitraingitra io an!de zay no mahatonga oe esorina ny hodiny fa mavesatra ho an'lay zaza. De mazotoa daol o :D
Mba vazivazy ny ahy iny hoe fa maninona no omena tsaramaso e
Tsy azo soloina zavatra ve (protéines hafa), fa raha handona sy hamaofy ary hahandro tsaramaso eran'ny tanana !!! angamba tsy ho efa ka . Aleo miandry azy ho lehibebe kokoa
13. rurik
(
21/03/2007 17:38)
Misaotra anareo namaly fa ny tiko lazaina dia ny reniny ka :lol::lol::lol::lol: raha mampinono manko hono dia tsy mahazo mihinana tsaramaso raha mbola kely ny zaza. ny zaza tsy olana fa misy ny sakafo mahasolo ny tsaramaso .
misaotra betsaka.
misaotra betsaka.
14. simplex
(
21/03/2007 18:09)
rurik:tena tsy mahazo k. Satria enao no mihinana fa le zaza no hanapoaka avy eo :)
ny tiko lazaina dia ny reniny ka raha mampinono manko hono dia tsy mahazo mihinana tsaramaso raha mbola kely ny zaza
16. simplex
(
21/03/2007 18:10)
ary kou tokony hadio le rivotra hiainan'le zaza fa manjary tsy salama ny orony
17. rurik
(
22/03/2007 13:53)
sao manimba ny tontolo ihainana ve=))=))=))=))mampiomehy ianao ka =))=))nefa evitra ako aloha zay sady maha omby eeeeeeeee=))=))
18. Zina
(
22/03/2007 15:45)
raha atao ny conclusion ny resaka eto dia afaka mihinana tsaramaso ilay mama mampinono fa esory ny odiny...:lol:
19. rurik
(
26/03/2007 09:59)
Dia misaotra betsaka fa hanandrana hihinana tsikelikely dia ho hita eo sady efa 6 volana tsinona ko