sosonkevitra
1. tsimiandravola
(
19/03/2007 23:09)
-Tsapako fa maro ny kristiana ato amin'ny forum no tsy mamaky akory ny hevitra na ny rohy alefa momba ny fivavahana.
-Tsapa fa maro kokoa ianareo kristiana no tsy faly amin'ny hevitro na ny hevitry ny mpanohitra sy ny Athée ary ny agnostique isankarazany.Ka mino aho fa zaranareo aza ny mpanohitra tsy manoratra eto.
-Tsapa fa tianareo ny hihazona ny finoanareo ka tsy ho voahelingelin'ny hevitra mifanohitra.
Noho ireo antony ireo sy ny antony maro hafa koa dia nahoana raha samy misafidy isika ny hanafoanana ny Topic "fivavahana sy finoana"??
Sosonkevitra ihany io fa raha TSIA no avalinareo dia mba asio considération ny tari-dresaka aroson'ny olona fa aza atao valy boraingona ê!Aza manao politique de NON communication.
Aminay mantsy dia tongotra mby an-dakana izy ity ka dia tsy mihemotra intsony:izany hoe na aiza na aiza misy fampihelezana finoana monotheiste dia "hohazanay".Ho ahy dia ny kristianisme no talentako,ary ny an'ny hafa dia ny Silamo.SNS SNS

répondu par Fanambinana le 21/03/2007 12:44
2. cutie
(
19/03/2007 23:16)
alefao foana refa mahita holazaina fa ze tsy mahatanty tsy mamaky :-D:-D:-D:-D
3. LazaDaddy
(
19/03/2007 23:25)
tsimiandravola:Raha rohy tsy mitondra soa dia tsy hamaky mihitsy aho aloha. Ary tsy ny rohy ihany fa na ny adihevitra eto aza tsy vakiako ny ankabeazany noho io antony io :). Ny ahafantarako izany dia tarafiko @ fomba fampidiran'ny mpifanakalo hevitra eto hoe "inona no tanjony?"
-Tsapako fa maro ny kristiana ato amin'ny forum no tsy mamaky akory ny hevitra na ny rohy alefa momba ny fivavahana.
tsimiandravola:inona no mety ho antony mahatonga izany ry tsimiandravola?
-Tsapa fa maro kokoa ianareo kristiana no tsy faly amin'ny hevitro na ny hevitry ny mpanohitra sy ny Athée ary ny agnostique isankarazany.Ka mino aho fa zaranareo aza ny mpanohitra tsy manoratra eto.
tsimiandravola:Ny hijoro amin'ny finoako maha Kristianina ahy aloha dia tiako sy ankafiziko mihitsy. Ny hevitra mifanohitra indray tsy hanelingelina ahy fa mahonena aza.
-Tsapa fa tianareo ny hihazona ny finoanareo ka tsy ho voahelingelin'ny hevitra mifanohitra.
tsimiandravola:=)) Tsia! Fa maninona i tsimiandravola no kanosa toy izany? =)) Kanefa na ho foananao @ fomba rehetra aza io dia "hiorakoraka ny vato" hoy i Jesoa :)
Noho ireo antony ireo sy ny antony maro hafa koa dia nahoana raha samy misafidy isika ny hanafoanana ny Topic "fivavahana sy finoana"??
tsimiandravola:Aoka atoroko hevitra i tsimiandravola: aza ny mpanompo no "hazaina" fa hazao hatrany am-potony any amin'i Kristy mihitsy. Tsy ahazo ny mpanompony ianao tsinona satria izy ireo mialokaloka ao aminy, ary efa nampiomaniny sy nampitandremany momba ny fihazanao. :)
Aminay mantsy dia tongotra mby an-dakana izy ity ka dia tsy mihemotra intsony:izany hoe na aiza na aiza misy fampihelezana finoana monotheiste dia "hohazanay".Ho ahy dia ny kristianisme no talentako
4. cutie
(
19/03/2007 23:29)
Ny ahafantarako izany dia tarafiko @ fomba fampidiran'ny mpifanakalo hevitra eto hoe "inona no tanjony?"
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
5. tsimiandravola
(
19/03/2007 23:31)
Aoka atoroko hevitra i tsimiandravola: aza ny mpanompo no "hazaina" fa hazao hatrany am-potony any amin'i Kristy mihitsy.ka io ange efa nataoko e ,dé ahoana ny hevitry LD amin'io?http://www.geocities.com/tsinisijesoa/tsinisijesoa.html
7. LazaDaddy
(
19/03/2007 23:34)
tsimiandravola:i Tsimiandravola aloha dia deraina tsy misalasala mampiseho fa izy dia tena "anti-kristy". Dia resinao ve i Kristy sa mbola eo am-pihazana Azy ianao ankehitriny? :)
ka io ange efa nataoko e
9. tsimiandravola
(
19/03/2007 23:36)
Fa maninona i tsimiandravola no kanosa toy izany?Tsy izaho mihitsy no kanosa fa ianareo tsy sahy mamaky akory ny rohy.Soa aloha fa tsy toa an'i LD daholo ny olona.!
10. LazaDaddy
(
19/03/2007 23:42)
tsimiandravola> amiko aloha dia hakanosana ny fitsoahana. Raha tsy tia mamaky ny rohy arosonao ny olona dia adiadio hoe "inona ny antony"? Tsy fantany ve ilay rohy? Feno rediredy ve ilay rohy? Ny fampidiranao ilay rohy ve mivatravatra?
12. tsimiandravola
(
19/03/2007 23:47)
Fantatro fa kanosa ny kristiana ê!Matahotra sao mahita ny fahamarinana wa! Dia mifezaka.
13. piste
(
19/03/2007 23:47)
Ny angatahiko fotsiny dia mba lòjika @ resaka ataonareo ianareo fa aza miteniteny foana. Ianareo anie tsy tena resy lahatra @ lazainareo é, ka maka izao hevi-dravina rehetra izao hanohananareo ny hevitrareo. Aleoko lavitra aza mamaky an'ireny boky nosoratan-dry Niezscht , Faeurbach, JP Sartre, Albert Camus,sns ...satria tena critique constructive ilay izy, ary manampy @ fiainam-pinoana. Mba misy ventin-kevitra. Fa ny an'ny laisany dia tsisy raisina. Athéisme bontolo na mpanara-damaody. Koa mandehana aloha mianatra tsara rakoto ò.
Faharoa, angatahiko koa tsy hiresaka momba ny Baiboly satria tsy hainareo ny mamaky azy. Tsy @ masom-pinoana no amakianareo azy fa @ mason'ny tsy mpino(hijery zavatra hotsikeraina fotsiny). Sady ianareo koa tsy nianatra an'izy io ka raisidraisinareo any fotsiny izay tianareo tenenina.
Izay fa dia izaho manokana aloha dia vonona hifandahatra @ ilaisany, porofoy ary tohano tsara ny hevitrareo fa miandry aho.

14. ikaretsaka
(
19/03/2007 23:49)
tsy misy hevitra mitombina sy source credible ani ee.. na Faeurbach aza tsy nanao zavatra tsy nitombona ohatran zao
16. ikaretsaka
(
20/03/2007 00:01)
raha mba nisy nitombina dia nanaiky aho! fa tsy resy lahatra aho ko inona ary!:(
18. soanja
(
20/03/2007 04:42)
tsimiandravola:
-Tsapako fa maro ny kristiana ato amin'ny forum no tsy mamaky akory ny hevitra na ny rohy alefa momba ny fivavahana.
-Tsapa fa maro kokoa ianareo kristiana no tsy faly amin'ny hevitro na ny hevitry ny mpanohitra sy ny Athée ary ny agnostique isankarazany.Ka mino aho fa zaranareo aza ny mpanohitra tsy manoratra eto.
-Tsapa fa tianareo ny hihazona ny finoanareo ka tsy ho voahelingelin'ny hevitra mifanohitra.
Noho ireo antony ireo sy ny antony maro hafa koa dia nahoana raha samy misafidy isika ny hanafoanana ny Topic "fivavahana sy finoana"??
Sosonkevitra ihany io fa raha TSIA no avalinareo dia mba asio considération ny tari-dresaka aroson'ny olona fa aza atao valy boraingona ê!Aza manao politique de NON communication.
Aminay mantsy dia tongotra mby an-dakana izy ity ka dia tsy mihemotra intsony:izany hoe na aiza na aiza misy fampihelezana finoana monotheiste dia "hohazanay".Ho ahy dia ny kristianisme no talentako,ary ny an'ny hafa dia ny Silamo.SNS SNS
Zah aloha mamaky foana fa raha kosa ve tsy maharesy lahatra ahy ilay izy ve de hanaiky ry tsimiandravola.
Ilaina tokoa ny fisianao eto ka. Zah manokana dia mila izany mba hanamafisako ny finoako.
Ilaina mantsy ny balance eto fa matetika mantsy dia lasa monologue be le raharaha de lasa mamonamonaina.
Misaotra ry Tsim nizara an. Aza manahy ianao fa mamaky izahay ary ny tenako dia manaja ny hevitrao. Soanja:-*:-*:-*:-*
19. niryna
(
20/03/2007 06:11)
Izay no hevitrao dia manaja izany koa aho tsy misy iadian-kevitra.Matoa fotsiny ny olona tsy miraika na tsy tia ilay rohy dia tsy misy manintona azy ao.Tsy voatery ho jerena daholo koa anefa.Tsy voatery hamaly ny olona satria aleo mangina toy izay miteniteny foana handratra ny fon'ny hafa.Tazomy ny hevitrao fa ny omby indray mandry tsy indray mifoha.Hatramin'izao mbola tsy nanome valiny nahafapo ianareo porofo fa tsy misy ATRA.
20. pissoa
(
20/03/2007 06:51)
:-D:-D:-D
Rehefa misy tsy mahaliana ve d tsy maintsy ho vakiana sy hovaliana ? [Izaho manokana aloha tsy dia liana amin'ny hevitr'ireo "Siantista" amin'ny resaka fivavahana ! Ny siansa aza tsy zakan'ny kitapo-tsainy fa izay lazain'ny olona iray fa marina androany dia disoin'ny hafa rahampitso, na disoin'ny nilaza azy ho marina ihany ! :-D Fa vao maika tsy mahaliana ny hevitry ny tsy siantifika akory, nefa midongy ho siantista :oops::-D --- fa na zany aza mamaly za refa te hamaly]
Rehefa mamaky ve dia tsy maintsy manao tatitra amin'i Tsimiandravola hoe "Za namaky an'ile rohy " ?
Efa nisy dinika nataon'i tsimiandravola ve ka tsy nisy namaly mihitsy ?
Impiry moa i tsimiandravola no mamaly dinika eto ? Sao 1/1000 an'ny dinika no (vakinao sy ) valinao, raha tsy hoe manao xxx ! fa rehefa tonga avy any ianao mitondra ny fanoherana an'i Kristy dia tinao hamaly sy hamaky ny hafa :-D:-D:-D
Reference DISO ve no asainao vakinay ? Boky diso titre na diso mpanoratra ? Toy izany koa ny vohikala ?! Aoka moa marina e !
I Tsimiandravola ve faly amin'ny dinika ataon'ny hafa na ny zavatra soratany ? :-P
Fehiny : samy manao ze tiany ! Fa rehefa tsy hitan'i tsimiandravola ny hilana ity dinika ity dia aza miditra fotsiny --- :-D:-D:-D