sosonkevitra
21. prime
(
20/03/2007 08:18)
tsimiandravola> Mbola fitiavana hatrany no ilazàna fa maharipo sady be famindrapo Andriamanitra mahita ny zavatra ambarantsika eto... mbola fitiavana hatrany koa no ilazàna ny antson'ny Kristy manao hoe :
"Koa mibebaha ianareo, ka miverena hamonoana ny fahotanareo, mba ho avy izay andro famelombelomana avy amin'ny fanatrehan'ny Tompo," Asan'ny Apostoly 3:19

22. diamondra27
(
20/03/2007 09:24)
tsim: raha tsy mino ny fisian'i Jesosy Kristy ianao , dia inona no tanjona @izany?
Inona izany no arahinao:modely arahina mba ho tanteraka
Ny nampianarina ahy manko dia hoe: tsinotsinona sy zava-poana ny fiainanao raha tsy manana an'i Jesosy Kristy hitantana ny fiananao tanteraka (en entier)
Izany hoe: na dia manana tokantrano :vady amanjanaka aza ianao, manana fahasalamana, manana asa tsara, manana vola be, etc... tonga lafatra araka ny fiheveran'ny olona azy e! dia quelque part MISY BANGA foana io henonao ao anaty ao. Ary izany dia tena MARINA
Mba tiako ho fantatra hoe: ny anao izany inona no mahasolo io BANGA io
Miala tsiny aloha fa na dia nomenao ny rohy dia mbola tsy mana-mpotoana kely aho hamakiana azy fa mbola misy zavatra atao, ka raha tsy mahadiso dia aleo hovalianao eto ilay fanontaniako.
Dia misaotra anao mialoha.
Izaho dia Kristiana ary manintona ahy tokoa ny hahafantatra ny finoan'ny hafa mba ahahazoana midinika izany fa tsy hoe: rehefa tsy mitovy @ an'ny tena akory dia tsinotsinoavina. Je vous écoute!

23. rakaroka
(
20/03/2007 10:30)
'Zaho manokana aloha dia mahatsapa ny hasarotry ny
resaka "Finoana" noho ny "diversion" maaaaaro...samy manana ny andraisany sy hiheverany izany ny tsi1/1,rahateo maro koa ny tsy toa inn
"susceptible" manahy ny ho disoina ny "fiheverany":
ary tena "marina" ny fahatsapan'i Tsimiandravola fa sarotra koa ny miresaka "finoana" eto manoloana ny "fiarovan'ny kristiana izay "nibeazana" azy ireo.Même cas de "figure" @ rizareo silamo mitady hohenoin-teny koa! sy ny maro hafa tahaka ny "témoin de Jehovah" sns...samy mihevi-tena ho manana ny marina...ary samy tsy manaiky ho disoina...Vokany efa tojo sehatra aho nifanojoana
"mpino" marobe sy nanehoan'izy ireo ny "rapport"de zava-bitany avy araka ny finoany avy! fa voasoratra koa moa hoe ny "zavatra rehetra hain'ny mino", dia hitan'ny havany t@ izany ireo tsy nahaefa n'inn n'inn
akory!fa variana miandry an'i Kristy 'ngamba?...:-D:-D:roll::roll:

24. rush
(
20/03/2007 13:25)
diamondra27:ekena ary marina zany!eto manko misy milaza fa tena kristiana nefa tsy mijery ny hafa ary variana @ fitsikerana indrindra rehefa tsy mitovy aminy!
Izaho dia Kristiana ary manintona ahy tokoa ny hahafantatra ny finoan'ny hafa mba ahahazoana midinika izany fa tsy hoe: rehefa tsy mitovy @ an'ny tena akory dia tsinotsinoavina. Je vous écoute!
25. Zina
(
20/03/2007 15:15)
mbola andron'ny fahasoavana izao, izay rehetra mahita fa misy andriamanitra ary mino fa izy no namorona izao tontolo izao ary manaraka ny teniny dia dia mbola hanaraka rehefa mangataka ny fanahiny, ao ireo izay tsy mbola mino mbola mety ihova ry zareo ao ny misalasala mbola misy fotoana ihany izao...mivavaka ho an'ny rehetra mba hilatsaka amin-tsika rehetra na fanahin'andriamanitra...
Tsy afaka manery an'iza na iza ny tsirairay... SAFIDY izy ity

26. tsimiandravola
(
20/03/2007 20:27)
diamondra27:
tsim: raha tsy mino ny fisian'i Jesosy Kristy ianao , dia inona no tanjona @izany?
Inona izany no arahinao:modely arahina mba ho tanteraka
Ny nampianarina ahy manko dia hoe: tsinotsinona sy zava-poana ny fiainanao raha tsy manana an'i Jesosy Kristy hitantana ny fiananao tanteraka (en entier)
Izany hoe: na dia manana tokantrano :vady amanjanaka aza ianao, manana fahasalamana, manana asa tsara, manana vola be, etc... tonga lafatra araka ny fiheveran'ny olona azy e! dia quelque part MISY BANGA foana io henonao ao anaty ao. Ary izany dia tena MARINA
Mba tiako ho fantatra hoe: ny anao izany inona no mahasolo io BANGA io
Miala tsiny aloha fa na dia nomenao ny rohy dia mbola tsy mana-mpotoana kely aho hamakiana azy fa mbola misy zavatra atao, ka raha tsy mahadiso dia aleo hovalianao eto ilay fanontaniako.
Dia misaotra anao mialoha.
Izaho dia Kristiana ary manintona ahy tokoa ny hahafantatra ny finoan'ny hafa mba ahahazoana midinika izany fa tsy hoe: rehefa tsy mitovy @ an'ny tena akory dia tsinotsinoavina. Je vous écoute!
Tsy ho haiko ny tsy hamaly anao ry diamondra27,fa mbola somary sahirana kely aho aloha zao.Marihiko fotsiny fa anisan'ny manohina ahy ny fomba filazanao azy fa dia ho valiako .
27. tsimiandravola
(
20/03/2007 22:48)
diamondra27:
tsim: raha tsy mino ny fisian\'i Jesosy Kristy ianao , dia inona no tanjona @izany?
Inona izany no arahinao:modely arahina mba ho tanteraka
Ny tanjona ...ny modely!!! Mety misy izany raha tena atao ny famakafakàna.Ny tsy azoko sy tsy ekeko amin\'ny mpino maro fotsiny dia ny hoe: voatery aankina amin\'i Jesoa Kristy ve ny tanjona sy ny modely???!!!!!!!!!Dia raha tsy misy ary izy?Moa ve tsy mirodana toy ny trano naorina teo ambony fasika fotsiny ny zava-drehetra?
diamondra27:
Ny nampianarina ahy manko dia hoe: tsinotsinona sy zava-poana ny fiainanao raha tsy manana an\'i Jesosy Kristy hitantana ny fiananao tanteraka (en entier)
Izany hoe: na dia manana tokantrano :vady amanjanaka aza ianao, manana fahasalamana, manana asa tsara, manana vola be, etc... tonga lafatra araka ny fiheveran\'ny olona azy e! dia quelque part MISY BANGA foana io henonao ao anaty ao. Ary izany dia tena MARINA
Mba tiako ho fantatra hoe: ny anao izany inona no mahasolo io BANGA io
Ny zavatra tiako hambara an\'i diamondra aloha alohan\'ny hamaliako an\'io fanontanianaio dia ity: araka ny nataoko introduction ao amin\'ny site-ko
http://www.geocities.com/tsinisijesoa/fanolorana.html
dia kristiana aho taloha ary fantatro io notion fahabangana io...raha araka ny vakiteny nataoko dia ny an\'i Darwin hono (izay mpino koa taloha)dia afaka tsikelikely ny fieritreretana ny fivavahana ho indispensable.Ny ahy dia somary nisy choc ihany kanefa ny resaka fahabangana dia afaka ihany.Inona no nanentsina ny banga?=ny raison.Ataoko fa tsy ampy ny kristiana mihitsy izany raison izany mba hanentsemana ny \"banga\",izany no mampifikitra ny maro amin\'ny finoana an\'i \"Jesosy\",ary izany koa no mahatonga azy hananosarotra hijery ny fahamarinana \"en face\".
Raha fehezina dia tsy misy izany bangabanga izany eo amin\'ny fiainana.Fa ny fahaterahana,ny fahafatesana dia \"naturel\",ny aretina sy ny rofy mpahazo olombelona dia naturel.Mino aho fa betsaka no azo ambara amin\'ny resaka filozofia ka hamaliana an\'ity fanontaniana ity manao hoe :\"dia inona izany no tena dikan\'ity fiainana ity?\".Ny olana fotsiny dia ity:ny zavatra mety \"hameno\" ny lazaina fa banga dia tsy voatery ho ampy hahafa-po ny kristiana mihitsy,dia aleony ihany \"mitsako tsy misy\" na dia \"absurde\" aza ny zavatra asaina inoany.
Lazaiko marimarina aminareo mpino fa tsy ianareo ihany no mahalala ny \"maha zava-poana an\'izao rehetra izoa miohatra amin\'ny fahalalàna an\'i Kristy\" araka ny filazan\'ny baiboly.Hitako fa tena manja mihitsy anie ilay doctrine du salut na izany aza ê.Saingy mifototra eo amin\'ny olona tsy nisy,donc poakaty.
28. Fanambinana
(
21/03/2007 12:44)
tsimiandravola
Ary tonga dia manisy fefy sahady anie nareo izany e, nefa resaka no atao. Sa fihatsina izao? Na izany na tsy izany dia arosoy izay mba lazainao fa marina hatahoranay hojerena raha mba mitombina.
rush
Izaho indray ry namana dia vonona hanaja ny hafa na iza izy na iza raha adi-hevitra no atao. Fa izao no tsy azoko: rehefa ny tsy mpino (fijo) no manafoka ny hafa dia tsy olana, fa rehefa averina aminy ny fomba fanaony dia lazaina fa manao zinona ny hafa izahay? Aminareo ny mandainga sy manoso-potaka tsy olana, kanefa rehefa potsipotserina amin'ny lainga be nareo ianareo dia lazaina fa manenjika fotsiny izahay? Raha adi-hevitra no atao de mahaiza manohana izay tenena e, aza mandainga, aza manaratsy. Hajao ny hafa dia hanaja anao koa izy.
Fantatro fa kanosa ny kristiana ê!Matahotra sao mahita ny fahamarinana wa! Dia mifezaka.
Ary tonga dia manisy fefy sahady anie nareo izany e, nefa resaka no atao. Sa fihatsina izao? Na izany na tsy izany dia arosoy izay mba lazainao fa marina hatahoranay hojerena raha mba mitombina.
rush
ekena ary marina zany!eto manko misy milaza fa tena kristiana nefa tsy mijery ny hafa ary variana @ fitsikerana indrindra rehefa tsy mitovy aminy!