Ascenceur
1. nikopol
(
16/03/2007 14:46)
Misy ramatoa izay mpiaramiasa amiko, tsy tena mpiaramiasa moa izany fa sefo deba ato amin’ny boaty iasako. Efa amambolana maro izay, isaky ny mandeha ascenceur zay raha vao izay sy izy irery dia kapohany foana ny fitombenako ilany iny.
Ny voalohany nanaovany izany moa sadaikatra be aho, saingy nijanona teo amin’ny 3ème ilay ascenceur dia nisy olona niditra tampoka dia tsy niteny aho, satria neveriko fa tsy fananiany ilay izy. Herinandro taty aoriana nefa dia niverina indray ilay zavatra, dia rehefa aty ivelany nefa dia mody samy tsy misy resaka. Ary asa fa lasa nahazatra ahy ilay izy ka indraindray aza dia sorena be za rehefa misy olona hafa tafaraka ascenceur aminay.
Ny blema dia ity, nommée any amin’ny ville hafa ilay ramatoa ka lasa ohatran’ny tsy ampiampy zany ny fahazotoako miasa tato ho ato.
Inona re no azoko atao, efa zatra loatra ny kapobodin-dramatoa za, ka na ny asako aza lasa tsy mampazoto ahy intsony?

répondu par nikopol le 18/03/2007 19:39
2. tynah
(
16/03/2007 15:35)
=))=))=)) zay zany lay hoe lasa mpifosa vao mamafa trano? sa koa hoe lasa ny alika vao manangom bato???=))=))=)) azafady aloha fa tena saika tapaka mintsy ny tsinaiko eh!kah in moa zany no azonao hatao fa d aza heritreretina tsony zany lay kapo body eh!!!
3. xxx
(
16/03/2007 15:38)
anjaran'lah ndray zany lesy no mikapoka ah!!! na tadiavo izy raha tian lah eh!!! d tonga d :* fa zay no tadiaviny am lah!!! efa zay no nandrasany tam lah fa elah koa tsy kopy mintsy!!! bandy miesona ah!!!
4. ikaretsaka
(
16/03/2007 15:44)
niko> rehefa nokapohany avy aty aoriana letsy ela de kapohy avy aty aloha izy an.. de mifanitsy @ le toerana nikapohany an'ialahy iny ihany an
zany ka atao manahirana
zany ka atao manahirana
6. sakaizakely
(
16/03/2007 16:32)
io indray niko sy ny resabe ny
tsy maninn klou fa mba mampmé indray t@ ity e :-D :-D :-D :-D

7. luciana5
(
16/03/2007 16:44)
felao é , felahako moramora raha izaho , fa tsy mafy an hii:lol::lol:
14. vale
(
16/03/2007 17:12)
ikaretsaka:ihihihihihi