Ascenceur
22. Kwasi
(
16/03/2007 19:34)
Koa maninn raha antsoina izy dia teneno hoe manimanina an'ilay kapokapoka malefadefakao ao anaty ascenceur aho hoe, ka inn no hevitra?
23. nikopol
(
16/03/2007 20:08)
kely za tsy nahandry
maso mety marina njay zay rehefa nandinika za, satria hatraminy nandehanany no nanomboka nangidihidy ilay izy :lol:
kwasi ka mety ho sarotra ihany le hiantso azy ! fa le kapoka kely mintsy nge no manque amiko e

24. tynah
(
16/03/2007 20:11)
Mihomana zany elah ry Niko fa raha hitan'ny sipa d ho avy doly hikapoka an lah !!! sah elah no hikapoka? =))=))=)) zah ve lesy lasa mihomehy fona ato an trano lety eh!!!
25. luciana5
(
16/03/2007 20:13)
:lol::lol:diso adresse za ry nikopol8O8O8O,fa reny ascenceur reny draydray tsy azo antoka!!!:-P
26. Vahinala
(
17/03/2007 10:03)
Ary raha jerena any am misy azy ndray izy zany ko, fa le kapohambody ve alo no tena tinla sa inn e ! Hihihihi
27. mamiah
(
17/03/2007 22:29)
D in ihany no hataonao ry niko ? efa nahita hevitra ve? sa d mbola manonofy fotsiny hatram zao?