aventure

1. ari.malala ( 15/03/2007 12:44)
hono hoa e, fa tena ilainareo lehilahy tokoa ve ny manao aventure e! fa nga tsy ampy anareo ny sipanareo na ny vadinareo? de fa manin ko refa michat de ts maints hoe ndao hiaona fona no tenenin'ny ankamaroan'ny lhl, de refa tafahaona de toundé aiza no haleha, haka chambre? tsy azoko mintsy!
répondu par pimaso le 10/04/2007 06:49
2. nikopol ( 15/03/2007 12:50)
za kalo lehla fa za tsy manao izany e
3. salmo1 ( 15/03/2007 12:58)
de fa manin ko refa michat de ts maints hoe ndao hiaona fona no tenenin'ny ankamaroan'ny lhl


Ny lhl ihany no tenenina nefa ny vhv kou mba anisany :-w
4. simplex ( 15/03/2007 13:03)
za kalo lehla fa za tsy manao izany e
5. ari.malala ( 15/03/2007 13:03)
salmo1, ts haiko ny vhv sasany...
6. simplex ( 15/03/2007 13:05)
ari.malala,

d naka chambre nareo sa taiza no nande? :P
7. salmo1 ( 15/03/2007 13:06)
simplex :-D hanomboka ndray elah
8. simplex ( 15/03/2007 13:13)

salmo,
aza mianatra an'zany ela fa ataon'i pach 2 ny sofin'la an 8)
9. xxx ( 15/03/2007 13:27)
Tsy hoe aventure izany fa tsara ny manga, mafilotra ny letisy, manana ny maha izy azy ny mananasy, ... dia misy fomba maro azo ihinana azy koa aza.
Zavatra mifameno ireo fa tsy mifanohitra. Raha takatry ny tanana dia mba andramana kely daholo. Ilay izy bedy iny aza ange vao mainka mampatsiro azy :lol::lol:

Dia tsy mahita tsirony tsara raha atao ampitsanganana ka aleo maka chambre na mamomnjy toerana mangingina.

Lahy sy vavy mifankahita izany ve d inona indray aza no hatao.Tsy fidiny ny maty entana.

Nareo ampela koa ange mody maty miandry tolotra kanefa dia tena any foana koa ny saina.Ny bandy tsa mahadigny raha ela.
10. kelly13 ( 15/03/2007 13:29)
:-D:-D:-D:-D
11. booboo ( 15/03/2007 13:35)
:-D:-D:-D
12. ari.malala ( 15/03/2007 15:11)
simplex:

ari.malala,

d naka chambre nareo sa taiza no nande? :P



:-D:-D:-D:-D:-D ts nande taiza taiza ka!:-D:-D:-D:-D
13. fasaly ( 15/03/2007 15:27)
ari.malala: io kosa ange manome tentation fona lay bandy fa anjaranao no mandà hoe tsia raha tsy mazoto e! miankina am lay oul roa ihany io raha handeha lavitra ny fiaonana na tsia , sady samy olondehibe tsy ifanerena de afaka mi dire oui ou non!:-P;-)
14. xxx ( 15/03/2007 21:47)
fasaly:

fa anjaranao no mandà hoe tsia raha tsy mazoto e! ....sady samy olondehibe tsy ifanerena de afaka mi dire oui ou non!:-P;-)

Fa aza hadino le hira "C'est une poupée, qui fait non! non! non!". :P

D rehefa mazoto, dia tonga d kitiho i kotokely raha mbola menamenatsa le bandy ;-)


15. fasaly ( 15/03/2007 21:55)
:-D:-D:-D:-D kou tsy hanao malabar ve izy raha ho sarokenatra otrzany aiza no ahitàna anzay kotony any:-D
16. xl ( 16/03/2007 08:07)
l'adultère ou l'aventure est un acte consenti par deux adultes responsables,
si l'homme propose;
Dieu dispose et
la femme interpose;
alors c'est un cercle vicieux,
C'est à chacun de prendre , ce qui est bien ou mal;
mais on lance la leçon dans le vide,
sujet de réfléxion,
c'était bien posé la question, n'est -ce pas?
17. kelly13 ( 16/03/2007 08:48)
mila anaovana dikateny azafady :oops:
18. sitlo ( 16/03/2007 13:51)
za kalo lhl fa za tsy manao zany e

Fa za efa sendra ny sipa nanao anzany tonga aho dia lagy b. D kay ve wa zany ty izy d tsy manao ftn ftn zany tsony a zao.
19. salmo1 ( 16/03/2007 14:01)
sitlo: jerena alou ny fisikany alohany retraretra ah:°):-P
20. sitlo ( 16/03/2007 14:40)
zay mihitsy

fa za ve nahalala eh.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0991