aventure

41. ari.malala ( 20/03/2007 06:46)
eny e, ka za anie nandà e, fa mba maka ny hevitry ny lhl fts za amle we tena ilaina v le izy, nefa zareo aza to vitsy d vitsy no mamaly ko! to ny vhv njay no mamaly :) fa za ko otran'i kelly io we ts mety ny saiko kle! ts aiko, za v zany tery saina tokotrany?
42. fasaly ( 20/03/2007 06:50)
:-D:-D:-D:-Dtsy te hamaly zareo fa sao wain ny fika angamba aky ari. a!:-D
43. ari.malala ( 20/03/2007 06:55)
:-D/6D:-D:-D mety marina aky zany kle :-D:-D:-D:-D
44. kelly13 ( 20/03/2007 07:29)
ari.malala>zany oa ny vava nahazo ahy hoe "aza coincee" hono hahahahaha! aleo za klou ho coincee fa sao hanimba ny fiainako kle

fasaly>mbô eh za ra hahavita hifanazava ry kala fa tonga d miboredika beuuuuu!! tonga d ozy le tompotoerana oe "ndana mande any", d inn ty nde ho ataoko ono? hihihihi

resaka ka resaka (dixit sitlo) fa tsy mba matahotra ho tratra tokou v nareo ze efa nanao an'io? za tsy t hijabaka ka, hahahahaha
45. ari.malala ( 20/03/2007 12:17)
zany anie wa aky ry kelly13 e! za ko aky d mametrapanontaniana mintsy:)
46. Vahinala ( 20/03/2007 16:01)
kelly13:

d inn kay no fafiny azo @ le aventure klou fa za kou misy mi propose nefa tsy hitako oe inn no mety ho tombotsoako. za ono tery saina hihihi, tsy haiko oe vahako ahona le saiko ms bon...



Misy mintsy indrindra fa hoe "aventure d'un soir juste pour le sexe ", fa tsy hoe "n'importe qui" akory a, fa kosa mila hoe manintona andry koa le bandy dia mba "réciproque" le "désir" e !:wink:
Tsy misy fifamatorana tsy misy inoninona fa mann fotsiny d samy miala.
Mety azo lazaina hoe mampirafy ihany zany nefa mety tsy ho zay koa.
Za aloha d efa nanao anzany mihitsy fa tsy afeniko e misy bandy fantatro zay d sendra mifanenina tampoka eny zay d raikitra tsy mihaona mintsy ndray d samy any tsisy hoe mifampiantso zany samy tsy mivaky loha d mihaona tampoka ndray d raikitra d ohatrizay foana, fa zao efa niteraka zao kosa angamba mety tsy ho sahy intsony aho ka.
47. kelly13 ( 20/03/2007 16:05)
d nilamina v ny sainjy ankia? mampi t hanandrana kou nareo :°) eo d mampilendalenda eo dol :-P
48. Vahinala ( 20/03/2007 16:18)
kelly13:

d nilamina v ny sainjy ankia? mampi t hanandrana kou nareo :°) eo d mampilendalenda eo dol :-P



Ka fiainana daoly aky zany an, mila pimenténa kely koa ange ny fiainana e indrindra fa raha mbola tsy manana expériences betsaka ndry. Ny ahy aloha d zany no toetrako e ! Za mbola tsy manenina mints atramzao aloha e ! Fa za tsy mamporisika andry akory an, z fahatsapandry azy ihany io fa le izy koa anie tsy ampoizina fa tonga hoazy le désir e mahita olona iray ndry d otrany tsapandry zany hoe misy zavatra misarika andry any aminy tsy fitiavana le izy fa tena hoe "désir sexuel" e, indray andro any ndry mbola hatsapa anzay d tsarovy Vahinala !
49. fasaly ( 20/03/2007 17:36)
kelly:-D:-D:-D:-D:-D raha kely aina aleo tsy manao alou e!:-P:-P:-P laingako zany e! tsy manao azany aho fa henjy beuh! fa misy manao anzany :^)
50. kelly13 ( 20/03/2007 19:42)
za nde hanandrana, tsisy mangidy tsy andramana hono kou haka fafiny ho ahy v d hiala pà za? :-D:-D
51. fasaly ( 20/03/2007 19:53)
:-D:-D:-D:-D raha kely aina sy tsy mahay mandainga aza manao raha tsy hahazo ny daka mnadrivorivo:-P:-D
52. kelly13 ( 20/03/2007 20:00)
lolllllllllllll lazaiko oe tany amninjy za kou, za hiràrà, hahahahaha
53. fasaly ( 20/03/2007 20:13)
kay kay kay kay! zay lay hahafaty ahy zay:roll::-D:-D:-D misy namako nanao anzany mantsy de zao ferany tsy avelany hiaona amiko mitsy ny vadiny fa sao hono aho voan'ny kestion be eo ka tsy haharaka ny lainga be rehetra:-D:-D
54. kelly13 ( 20/03/2007 20:18)
:-D:-D:-D teneniko njy refa misy mahasarika ahy eto hahahahahahaha
55. Vahinala ( 20/03/2007 20:46)
kelly13:

za nde hanandrana, tsisy mangidy tsy andramana hono kou haka fafiny ho ahy v d hiala pà za? :-D:-D



Manaova entrainema tsara aloha am fandaingana raha sendra kobo tampoka ngo d miboredika beu eo !:-D:-D:-D
56. kelly13 ( 21/03/2007 08:15)
o ry reto a, za efa nanimpy kakana ho an'ny trondro fa tsy nandaitra teto? :-D:-D:-D:-D:-D
57. Vahinala ( 21/03/2007 09:52)
kelly > Ngo d kely loatra le kakana !:-D:-D:-D
58. kelly13 ( 21/03/2007 09:55)
:-D:-D efa no gaver-ko ka, :-D:-D
59. bibiango ( 27/03/2007 07:32)
aventure aloha mety ahafinaritra ihany e! saingy tsy izahay lehilahy ihany akory no voasoketa fa ny vehivavy koa satria ny vy anie tsy mikitrana irery ange ry neny e! F'angaha injy tratra matoa mitantara aty @ sera² aty, dia nanao ahoana ny tohiny?:-D:-D:-D:-D:-D
60. Vahinala ( 27/03/2007 08:33)
kelly > :-D:-D:-D avereno njay fa mbola ts nandaitra tsara soloy kakana be amle oui mintsy ! :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6399