fandehanana eny amin'ny masoandro!!
1. belaza
(
07/03/2007 18:47)
nandeha teny aminy masoandro hono ny amerikanina, tsy tonga fa niverina fa nahamay be hono, nandeha kosa hono ny japôné tonga soamantsara, fa inona ary no nataony????
répondu par belaza le 10/03/2007 22:54
2. naughtyboy
(
07/03/2007 19:07)
ka to oe taniny masoandro miposaka hono no fiantsony
zapone ny fiaviny sa?
zapone ny fiaviny sa?
8. belaza
(
10/03/2007 18:17)
aleo rangà valiako amzay ary a; satria tamin'ny alina ny japôné no nandeha, dia tonga teny aminy masoandro talohan'ny niposhany