Bahalazo ty ndaty....
1. Bita
(
04/03/2007 12:27)
Mba anipazo indray traha misy mahay ity hira misy hoe: Balahazo ty Ndaty, mandihiza ny ampela...... Dia misaotra mialoha e!
2. Bita
(
13/03/2007 08:45)
Tena tsy misy mahay ve ity hira ity?
3. hira72
(
14/03/2007 13:02)
jereo fa sao i salala no mihira an'io :
jereo eto fa efa nalefako eto daholo ireo hiran'i salala ananako:
jereo eto
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0659