Voalazan'ny baiboly ny toetrandro eran-tany @ izao fotoana

1. saho ( 01/03/2007 17:29)
Mamely miverina ve ny natiora? Olombelona manimba ny atmosphere noho ny famohahana gaz eran'ny habakabaka na aeroplane izany na fiara izany na industrie lehibe izany na ny fampiasana energie ilaina andavanandro toy ny electricite, hazo anaovana charbon aza na hazo tapahina fotsiny izao hanamboarana fanaka sns...tsy voatanisa eto @ filana isanandro ataon'ny olombelona ety antany.

Ny fanambarana tiako atao eto dia raha liana ianao dia mba vokiso koa ny fanahinao fa ho voavonjy ianao @ farany : Apokalipsy toko 14

Misy tokoa ve ny atao hoe afobe? Nahoana isika no toa manaraka fotsiny indráindray fa tsy tena raisintsika @ fontsika manontolo ny fiainana ao @ Kristy Jereo Jaona voalohany toko 5 andininy 12 sy andininy 13
na manana diploma be toy ny docteur na professeur ianao na mpanarato trondro ny asanao, na mpivarotra ianao na olona tsotra ianao...i Jesosy dia tsy manavaka an'iza n'iza fa maro no olona nofidiany ho Mpiandry na Mpitandrina
voafono ao @ Petera voalohany toko 2 andininy 24-25 ny resaka voalohany sy fitsarana farany...
Mahereza ary aza misaraka ny filazantsara
Mandrapanoratra indray.
répondu par Fanambinana le 15/03/2007 18:49
2. Zina ( 01/03/2007 17:34)
saho,

marina ny anao. Misaotra nampatsiahy.:-*
3. Fiffi ( 01/03/2007 18:25)
tena tsy mazava amiko aloha ny tiana lazaina eto an !
4. Zina ( 01/03/2007 18:31)
fiffi a,
amiko aloha dia mazava satria za efa namaky ny apokalypsa sy Daniela e...mila mamaky ny baiboly aloha voa mahafantatra an'io an.. sy bien sur miaraka aminy fianarana baiboly (etudes bibliques)
mahereza o!
5. Fiffi ( 01/03/2007 18:57)
Zina: ka tsy zany fa somary mifangaro le izy de tsy hitako zay handraisana azy......
Misy tokoa ve ny atao hoe afobe? Nahoana isika no toa manaraka fotsiny indráindray fa tsy tena raisintsika @ fontsika manontolo ny fiainana ao @ Kristy
nefa ny voalaza ety ambony heu....olombelona manimba ny atmosphère....ao fa vakiko miadana...
6. Zina ( 01/03/2007 19:09)
Fiffi a ka ao daholo retsy ireo a... vakio miadana ao tokoa oe:wink:
7. Fiffi ( 01/03/2007 19:13)
:):-*
8. fijo ( 01/03/2007 21:28)
mbola handany andro hamaky boky ve vao hiresaka le
9. saho ( 01/03/2007 21:50)
Mba hanokafanao bebekokoa ny fonao ho an'Atra sy Kristy ry fijo dia ity misy fanambarana ambara aminao
"Ary hianareo izay mbola tanora fanahy kosa, dia maneke ny Loholona. Eny samia misikina fanetre-tena hianareo ka mifanompoa, fa Andriamanitra manohitra ny miavonavona, fa manome fahasoavana ho an'izay manetry tena."
PeteraI toko 5, andininy 5
Ohabolana toko 3, andininy 34
10. prime ( 02/03/2007 14:24)
saho:
Mamely miverina ve ny natiora? Olombelona manimba ny atmosphere noho ny famohahana gaz eran\'ny habakabaka na aeroplane izany na fiara izany na industrie lehibe izany na ny fampiasana energie ilaina andavanandro toy ny electricite, hazo anaovana charbon aza na hazo tapahina fotsiny izao hanamboarana fanaka sns...tsy voatanisa eto @ filana isanandro ataon\'ny olombelona ety antany.
... Tsara ny fampatsiahivana fa mila mitandrina rehefa mikasika ny lohahevitra tontolo iainana... hafa no lazain\'ny Tenin\'Andriamanitra mikasika izany...
saho:
Ny fanambarana tiako atao eto dia raha liana ianao dia mba vokiso koa ny fanahinao fa ho voavonjy ianao @ farany : Apokalipsy toko 14
... =D fa maninona tsy ny apokalipsy manontolo fa io toko io ihany?...
saho:
Misy tokoa ve ny atao hoe afobe? Nahoana isika no toa manaraka fotsiny indráindray fa tsy tena raisintsika @ fontsika manontolo ny fiainana ao @ Kristy Jereo Jaona voalohany toko 5 andininy 12 sy andininy 13
... =D fa aoka ry ise tsy amin\'ny tahotra no andraisana ny Tenin\'Andriamanitra fa amin\'ny fitiavana a... araka ny voasoratra hoe :

\"Tsy manan-tahotra ny fitiavana; fa ny fitiavana tanteraka mandroaka ny tahotra; fa mampahory ny tahotra. Fa izay matahotra dia tsy mbola tanteraka amin\'ny fitiavana.\" I Jaona 4:18
saho:
na manana diploma be toy ny docteur na professeur ianao na mpanarato trondro ny asanao, na mpivarotra ianao na olona tsotra ianao...i Jesosy dia tsy manavaka an\'iza n\'iza fa maro no olona nofidiany ho Mpiandry na Mpitandrina
.. Tena marina izany voalazan\'ise izany, nefa ny antson\'i Kristy dia tsy ny hahatonga ho mpiandry na ho mpitandrina fa ny hahavoavonjy ny olombelona rehetra...
saho:
voafono ao @ Petera voalohany toko 2 andininy 24-25 ny resaka voalohany sy fitsarana farany...
Mahereza ary aza misaraka ny filazantsara
... Misaotra amin\'ny fampatsiahivana...
11. fijo ( 02/03/2007 22:33)
tsianjery be ireo ka mankaleo e.
ianoa milaza fa ny tanora fanahy tokony hanaiky ny loholona????ary jesosy firy taona dia efa namaly ny loholona tany amin'ny sisy azy?????
12. linarako2 ( 03/03/2007 00:31)
fijo:

tsianjery be ireo ka mankaleo e.
ianoa milaza fa ny tanora fanahy tokony hanaiky ny loholona????ary jesosy firy taona dia efa namaly ny loholona tany amin'ny sisy azy?????

Manenjika isa ve no tena tianao ato e?Mba nanaraka ny fivavahana ihany aho fa tena misy fo feno fankahalana ny tenanao mihitsy ianao,inona re no antony e,voadona amin'ny fiainana,tsy misy mandeha amin'izay nalehany araka ny tianao atao ny fiainanao.Te-hamaly faty?Ireo fo maloto ireo no mivoaka ao anaty vavanao isan'andro.Mihevitra ianao sy ireo izay misy olana fa nahita nataoka tsara izay ireo milaza azy ho mpivavaka.Jereo anie raha nirototra na taitra akory na namaly faty ny nataonao izy ireo.Miseho azy ho mahay,mirediredy,mivadika ati-doha sns ..Izay rehetra avoakan'ny vava hoy ilay olona iray ato dia avy ao anaty ny fo daholo.Tena hita taratra eo aminao sy ireo olona tsy manana fifaliana amin'ny fiainana tokoa io,fo tsy manana fifaliana.Mandehana mijery ny valin-teninao rehetra satria aho mba namaky ny rehetra ihany fa tena tsy nisy na iray aza,nahasoa ahy na ianao na ny hafa.
Jesosy tsy kristiana izany koa fa Kristy ary izay rehetra mpanaraka azy no atao hoe kristiana.
Izay tsy manaraka azy no atao hoe mpanohitra azy.Ary ianao sy ireo tarinao rehetra manohitra sy tsy hamela ny hampielezana ny baiboly ,ireo no atao hoe mpanohitra an'i Kristy.Tsy ilay olona manome sujet no halanareo fa ilay tenin'ny tompo no tena mankaleo anareo,io mivoaka ny vavanao io.Tandremo sao anenenanao ny fankahalanao Azy sy ireo izay nirahiny ary ny mpanompony rehetra izay manoro anay ny tenin'Andriamanitra."Baiboly nodorana kanefa tsy levona "ary tsy ho levona mandrakizay io fa ato am-ponay rehetra izay nandray azy sy mianatra azy ato amin'ity fandaharana ity.Izay ianao kely toa ny vitsika io tsy ahalevona azy velively ary toy izany ihany koa ireo olona nanao angaredona namely ity olona nanome izay fahalalana kely ,nizara izay mba notovoziny,tsy misy vola,lany andro namboraka izay fantany kanefa fankahalana no nataonareo rehetra ho setrin'izany.Esory ny fo feno fankahalana sy tsy fitiavana ary fanamboniana fa tsy ahatonga aiza io
Efa nino Azy ianao taloha koa maninona no niverin-dalana indray? Miala tsiny aho fa izay alehako rehetra feno anao sy ilay vavy manana isa be indrindra, ianao moa ity efa tsy mpivavaka fa ity iray milaza azy ho katolika kanefa manenjika ny kristiana mitovy azy.
13. fijo ( 03/03/2007 01:15)
fahotana ngah any tsy manaraka an'i jesosy?????aiza ary enao izany.
14. niryna ( 03/03/2007 07:40)
saho:

Ny fanambarana tiako atao eto dia raha liana ianao dia mba vokiso koa ny fanahinao fa ho voavonjy ianao @ farany : Apokalipsy toko 14

Ny famokisana ny fanahy isan'andro dia porofo fa miaraka amin'Atra foana isika ary dia omeny hery ahalala azy .

Misy tokoa ve ny atao hoe afobe?

Izay rehetra voasoratra ao anaty baiboly dia niainana, iainana ary mbola hiainana.Eny misy ny afobe fa misy ny manda ny tenin'Atra ka manohitra izany
[quote[ docteur na professeur ianao na mpanarato trondro ny asanao, na mpivarotra ianao na olona tsotra ianao...i Jesosy dia tsy manavaka an'iza n'iza fa maro no olona nofidiany ho Mpiandry na Mpitandrina
voafono ao @ Petera voalohany toko 2 andininy 24-25 ny resaka voalohany sy fitsarana farany...

Ireo no atao hoe fahasoavana nomen'Atra antsika tsirairay avy.Ary na dokotera izay manana ny fahaizany aza izy,misy mahafantatra fa tsy ny herin'ny tenany irery ihany no handidiany ny marariny ary dia mivavaka izy alohan'ny fandidiana.
Mila azy ny rehetra ary ny fahasoavana izay nomeny antsika tsirairay dia nomeny mba hiderana ny voninahiny.
Mahereza ary aza misaraka ny filazantsara
Mandrapanoratra indray.

[/quote]

15. Achia ( 03/03/2007 08:10)
NY hanampiako kely ny voalaza eny ambony sy hanampiako an'i fifi dia izao ireny toetrandro sy ny zavatra maro mitranga ireny dia mifandraika @ fitsofan'ny anjely ny trompetra famantarana fa akaiky ny fanjakan'ATRA , koa refeso ny tempolinao raha tena ao anaty maridrefy tokoa
16. Fiffi ( 03/03/2007 17:39)
Achia: misaotra akia an ! :) :-*

Zina: efa tena ao mihintsy akia zah zao an ! :):-*
17. niryna ( 05/03/2007 04:38)
linarako2:

[quote=fijo]
tsianjery be ireo ka mankaleo e.
ianoa milaza fa ny tanora fanahy tokony hanaiky ny loholona????ary jesosy firy taona dia efa namaly ny loholona tany amin'ny sisy azy?????

Manenjika isa ve no tena tianao ato e?Mba nanaraka ny fivavahana ihany aho fa tena misy fo feno fankahalana ny tenanao mihitsy ianao,inona re no antony e,voadona amin'ny fiainana,tsy misy mandeha amin'izay nalehany araka ny tianao atao ny fiainanao.Te-hamaly faty?Ireo fo maloto ireo no mivoaka ao anaty vavanao isan'andro.

8O8O
.Izay rehetra avoakan'ny vava hoy ilay olona iray ato dia avy ao anaty ny fo daholo.Tena hita taratra eo aminao sy ireo olona tsy manana fifaliana amin'ny fiainana tokoa io,fo tsy manana fifaliana.

:cry::cry:
Misy fahamarinana aloha io e.Mila mitandrina isika rehefa miteny mba tsy handratra olona lava izao.
."Baiboly nodorana kanefa tsy levona "ary tsy ho levona mandrakizay io fa ato am-ponay rehetra izay nandray azy sy mianatra azy ato amin'ity fandaharana ity.

Mitovy ny tenin'ny lapino io
Esory ny fo feno fankahalana sy tsy fitiavana ary fanamboniana fa tsy ahatonga aiza io
Efa nino Azy ianao taloha koa maninona no niverin-dalana indray? Miala tsiny aho fa izay alehako rehetra feno anao sy ilay vavy manana isa be indrindra, ianao moa ity efa tsy mpivavaka fa ity iray milaza azy ho katolika kanefa manenjika ny kristiana mitovy azy.

:roll::cry:

18. xxx ( 05/03/2007 19:19)
:-$
niryna:

:-$:-@:-@:-@:-w:-w:@:@
mangina fa vendrana beuh!
19. xxx ( 05/03/2007 19:31)
[quote=linarako2]
20. rush ( 05/03/2007 19:34)
[quote=linarako2/]
Manenjika isa ve no tena tianao ato e?
:roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0027