Voalazan'ny baiboly ny toetrandro eran-tany @ izao fotoana

21. rush ( 05/03/2007 21:39)
"linarako2":
Manenjika isa ve no tena tianao ato e
fa atao inona zany isa zany?fa iza no manenjika isa?
"linarako2":
tena misy fo feno fankahalana ny tenanao mihitsy ianao,inona re no antony e,voadona amin'ny fiainana,tsy misy mandeha amin'izay nalehany araka ny tianao atao ny fiainanao.Te-hamaly faty
ka inona nohidiranao @ fiainany?fa inona hiany aza ity manenjika olona ity?
"linarako2":
Mihevitra ianao sy ireo izay misy olana fa nahita nataoka tsara izay ireo milaza azy ho mpivavaka.Jereo anie raha nirototra na taitra akory na namaly faty ny nataonao izy ireo.Miseho azy ho mahay,mirediredy,mivadika ati-doha sns ..
fa ahoana ary izao fitsarana ny olona zao kosa?
"linaraoko2":
Mandehana mijery ny valin-teninao rehetra satria aho mba namaky ny rehetra ihany fa tena tsy nisy na iray aza,nahasoa ahy na ianao na ny hafa.
fa nga nisy nanery anao handray zay lazainy?rehefa tsy tianao de hario e
"linarako2":
.Tsy ilay olona manome sujet no halanareo fa ilay tenin'ny tompo no tena mankaleo anareo
fa ny Tompo ve no nanoratra teto sa ilay olona harovanao io?
"linarako2":
toy izany ihany koa ireo olona nanao angaredona namely ity olona nanome izay fahalalana kely ,nizara izay mba notovoziny,tsy misy vola,lany andro namboraka izay fantany kanefa fankahalana no nataonareo rehetra ho setrin'izany[quote/]ary io olona io aza tsy mibontsina koa ianao no be vava?aleo izy hiteny raha toa ka misy fahamarinany zany sa ianao hiany io? ny zavatra voatsikaritro manko dia rehefa hamely ianao de linarako2 no miditra fa rehefa ilay olona harovanao tsy mamaly izay zavatra lazaina azy izy na dia kely aza[quote="linarako2"]Miala tsiny aho fa izay alehako rehetra feno anao sy ilay vavy manana isa be indrindra,
zao ve tsy fialonana fotsiny?
"linarako2":
fa ity iray milaza azy ho katolika kanefa manenjika ny kristiana mitovy azy.
mampalahelo be le fitsikeranao ny olona.Ianao no tena mpanenjika ka mila mibebaka.

22. Zina ( 05/03/2007 22:15)
oy i fiffi
Zina: efa tena ao mihintsy akia zah zao an !

dia mazoto aky a :-*

oy i fijo
fijo [ Valio ] 03-03-2007 02:15:12
Lohateny : Re : Voalazan'ny baiboly ny toetrandro eran-tany @ izao fotoana
fahotana ngah any tsy manaraka an'i jesosy?????aiza ary enao izany

Tsy fahotana ka Izy ko tsy mi-forcer anao hanaraka azy. Anao no misafidy na anaraka azy na hanaraka an'ny devoly. Tsy misy afa-tsy ireo choix roa ihany eto an-tany.
23. Fiffi ( 05/03/2007 22:35)
Zina: tena nazoto mihintsy kah ! :):-*:-*
24. naughtyboy ( 06/03/2007 17:38)
za kosa kalo tsy dakoro @ le oe mamaly loholona fa nisy hafatra nampitainy Jesosy zay nahatonga saina reo loholona nifanakalozany hevitra,fa tsy oe tsy nisy atao ny zokiolona de nandany andro niresaka t@ zaza momba ny baiboly na ko namalivaly zokioul Jesosy
25. fijo ( 07/03/2007 06:30)
zina,dinio anie io voalazanao farany io e." Anao no misafidy na anaraka azy na hanaraka an'ny devoly. Tsy misy afa-tsy ireo choix roa ihany eto an-tany."

na manaraka an'i jesoa na ny devoly.raha io no raisina,dia devoly daholo izany ny silamo,ny jiosy ,sy indou,sns.tandremo sao hiaran'ny hatezeran'ny sasany eo an.
26. Zina ( 07/03/2007 15:49)
oy i fijo,
na manaraka an'i jesoa na ny devoly.raha io no raisina,dia devoly daholo izany ny silamo,ny jiosy ,sy indou,sns.tandremo sao hiaran'ny hatezeran'ny sasany eo an.


Aza manana Andriamanitra hafa afa tsy izaho ihany

Fijo a,
Fianarana lava be io tokony hifampi-telefona isika (hihihi) raha tsy mamaky ny baiboly dia tsisy valony mihitsy io lazainao io. Satria ao @ baiboly dia misy ny esperance fa mety ho hanaiky an'i Jesosy daholo isika
Miala tsiny aho milaza aminao fa raha mbola mitohy ny ziriziriny ry zareo dia ENY.
NEFA KOSA tadidio tsara fa Jesosy dia be famindram-po,be fitiavana ary nanome fahasoavana ho antsika izy mba hihodinan-tsika tsy hanao ny ratsy hatramin'izao izy dia mbola manome an'izany. Mitodiha amiko ianareo hoy izy.. ary mbola miandry antsika mihitsy Jesosy mba hiverina aminy ireo izay mbola tsy manaiky azy...
Baiboly no base amin;ny finoana. Ka rehefa tsy manaiky/mino ny baiboly ianao dia miala tsiny fa tsy ho vita mihitsy io lazainao io.
Ahona no fomba inoanao an'i Baiboly? = ekenao hiditra aminao ny Fanahy Masin'Andriamanitra.

Ny ho tezitra amiko tsy misy olana izany ny fahamarinana no lazaiko..Tsy misy afatsy ireo safidy roa ihany. Ary mino mihitsy aho fa mbola hivadika sy ahalala an'i Jesosy ireo olona ireo indray andro any. NY olona rehetra dia tsy maintsy ahalala ny FAHAMARINANA oe na Jesosy na devoly amin;izay dia anjaran'ny tsirairay avy no misafidy... Ohatra fotsiny ny filazana an;izany fahamarinana eto @ serasera eto dia santionany fotsiny. An'ny tsirairay no hanaiky ny Fanahy Masin'Andriamanitra hiasa ao am-pony na tsy.
Mahereza daholo

27. fijo ( 07/03/2007 23:28)
ka ny jiosy tsy hanaiky azy mihintsy e,ny silamo koa.ka dia sahinareo izany ny hilaza fa tsy hiditra ny fanjakan'ny lanitra ireny????
28. Zina ( 07/03/2007 23:42)
fijo [ Valio ] 08-03-2007 00:28:40
Lohateny : Re : Voalazan'ny baiboly ny toetrandro eran-tany @ izao fotoana
ka ny jiosy tsy hanaiky azy mihintsy e,ny silamo koa.ka dia sahinareo izany ny hilaza fa tsy hiditra ny fanjakan'ny lanitra ireny????


Fijo a,

ny fanjakan'ny lanitra dia omena maimaipona no an'ny rehetra kanefa mbola betsak no tsy manaiky an'i Jesosy ankehitriny FA...
Mbola ho avy ilay andro izay hahenony ny olona rehetra ny filazantsara, ary TSY MAINTSY aheno daholo. Andriamanitra dia tompon'ny hery sy ny rehetra, isika - olombelona ihany tsy manana hery otran'azy... Mino fotsiny fa mbola ho avy io...Ao @ apokalypsa no misy filzana an'io - izany no hianarana ny baiboly .. fotoana fihovana goavana izay tsy vitan'ny olombelona afa tsy Andriamanitra.


mahereza:wink:
29. vahatra22 ( 08/03/2007 09:37)
io le hoe:" miambena mandrakariva fa tsy fantatrao na ny andro, na ny ora." Ary mbola nampiany koa hoe: " mivavaha ka aza mitsahatra." Efa antomotra ny andro ka tokony hivavaka mandrakariva isika.
30. Fanambinana ( 15/03/2007 18:34)
Averiko eto fa andriamatoa fijo dia sady feno fankahalana no tranon-dainga. Izay no mameno ny fiainany sy ny lohany, hita taratra izany amin'ny teny lazainy rehetra eto: endrikendrika, fanalana baraka, LAINGA
Io averiko eto ambany ny porofo tsy azony lavina intsony amin'ny maha olona MPANDAINGA azy.

Ny atao hoe fanalam-baraka dia ny fampitenenana olona iray (surtout filoham-piangonana) ny zavatra tsy noteneniny.

1. Tsy Kardinaly Razafindratandra tamin'ny taona 1987
2. Razafindratandra dia olona lava be.
3. Ny kardinaly tamin'ny taona 1987 dia ny Kardinaly Victor Razafimahatratra
4. Ny kardinaly Razafimahatratra dia mainty fa tsy zarazara.
5. Ny kardinaly Razafimahatratra izay kardinaly t@ 1987 dia tsy niasa tany Mahajanga tamin'io taona io.

Misaotra Rahery e
31. nikopol ( 15/03/2007 18:37)
=))=))=))

mba asiako fihomezany ny resaka fivavahana fa miala tsiny aho, azoko antoka fa tsy mifanohitra amin'ny fivavahana ny tsiky
32. Fanambinana ( 15/03/2007 18:49)
Averiko eto fa andriamatoa fijo dia sady feno fankahalana no tranon-dainga. Izay no mameno ny fiainany sy ny lohany, hita taratra izany amin'ny teny lazainy rehetra eto: endrikendrika, fanalana baraka, LAINGA
Io averiko eto ambany ny porofo tsy azony lavina intsony amin'ny maha olona MPANDAINGA azy.

Ny atao hoe fanalam-baraka dia ny fampitenenana olona iray (surtout filoham-piangonana) ny zavatra tsy noteneniny.

1. Tsy Kardinaly Razafindratandra tamin'ny taona 1987
2. Razafindratandra dia olona lava be.
3. Ny kardinaly tamin'ny taona 1987 dia ny Kardinaly Victor Razafimahatratra
4. Ny kardinaly Razafimahatratra dia mainty fa tsy zarazara.
5. Ny kardinaly Razafimahatratra izay kardinaly t@ 1987 dia tsy niasa tany Mahajanga tamin'io taona io.

Misaotra Rahery e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4446