inona kay no titren'ilay hiran'i BLACK JACK misy hoe...

1. lemenakely ( 01/03/2007 16:34)
Raha mba misy namana tsara fanahy mbà manome ny hiran'i BLACK JACK ilay misy hoe ..Tsy aleo ve miaina tsy misy romoromo t@ rambomanga kely sy patsa
Toy izay any @ havana hanimpitoloha fa arahin-datsa.
répondu par lemenakely le 02/03/2007 21:11
2. vakiniadiana ( 02/03/2007 09:58)
aleko miaina tsisy romoromo
@ ravim-bomanga kely sy patsa
Toa izay any @ namana hanin-pitoloha
arahin-datsa
3. hery ( 02/03/2007 11:30)
Hitako ao amin'ny Radiovazogasy io
Black Jacks - Asa ianao http://radiovazogasy.com/?rub=radio%2Fplaylist&karoka=black+asa+ianao
4. lemenakely ( 02/03/2007 21:11)
misaotra an'i hery e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0536