pachinot
1. salmo1
(
01/03/2007 11:27)
Efa misy tompony ve ity joba ity:?::°)
répondu par fasaly le 03/03/2007 07:54
3. Simpona
(
01/03/2007 13:42)
Ny tompo any andanitra,
Fa tena tsara klou le sipa eh. Ngambany niangalian'ny ray amandreniny miits ny nanaovana azy.
:}:}:}
Fa tena tsara klou le sipa eh. Ngambany niangalian'ny ray amandreniny miits ny nanaovana azy.
:}:}:}
4. fasaly
(
01/03/2007 14:05)
mba tena tian'i salmo mitsy kou io sipa raika io an! efa nanotany teto izy njay mande hoe iza no milay aino sa pachinot:?::-D:-D:-D:-D
6. fasaly
(
01/03/2007 14:57)
efa nolazain'i toi ahy fa zà tsy iteny fa ataoko sekiré! :-P:-w:-D:-D:-D
7. salmo1
(
01/03/2007 15:08)
fasaly:
mba tena tian'i salmo mitsy kou io sipa raika io an... efa nolazain'i toi ahy fa zà tsy iteny fa ataoko sekiré!
Efa ozy fasaly oe: tena tian'i salmo mintsy kou io sipa raika io an. zany ve de sekiré :-D:-D:-D
8. fasaly
(
01/03/2007 16:47)
non ka salmo manotany hoe aino sa i pachinot donky mety ho aino na pachinot....fa zà mahalala azy fa atoko sekiré:roll::-D
9. baw
(
01/03/2007 16:50)
ah ity zany zao ilay sizé? i aino efa hitako ny sariny fa iza i pachinot? ndraso jereko
10. sakaizakely
(
01/03/2007 17:02)
ary nareo ve mba mahalala ps lhl tena manja be ? Sa tsy mi existe aty amintsika ? Nefa toa hoe gasy ka manja. Mba omeo sopapa e ! Maso mijery ihany fotsiny koa io anefa an !!! :°)
11. simplex
(
01/03/2007 17:41)
salmo,
tonga d amboary izy baina fa in aza ity mangataka permission ity :-w
sakaizakely,
mitady nga ndry? :P
15. salmo1
(
01/03/2007 20:25)
sakaizakely: i simplex anie tsy nilaza fitiavana fa FITADIAVANA eh. Inn ary ity mamadika resaka ity?
17. fasaly
(
03/03/2007 07:54)
sakaizakely: aza kamo mamadika peju fa feno bdb ao e! tsara lavitra noho i robbie william:°):lol: