Resa-behivavy sa resa-behivavy sy lehilahy?
1. salmo1
(
28/02/2007 14:35)
Mahaiza ny bandy rehetra mionina fa mazava be atsy @ fidirana oe: ...natokana ho any vhv ihany...
Ka innn ndray no hidirany ny bandy ato? :D:°)
Ka innn ndray no hidirany ny bandy ato? :D:°)
répondu par sipagasy le 02/03/2007 18:29
3. xxx
(
28/02/2007 15:02)
salmo1:ka le dinika mihintsy no tsy azo , tsy mazava ! nefa ny mpandefa ny dinika lhl!
Mahaiza ny bandy rehetra mionina fa mazava be atsy @ fidirana oe: ...natokana ho any vhv ihany...
Ka innn ndray no hidirany ny bandy ato? :D:°)
5. xxx
(
28/02/2007 19:51)
Ianao aza miditra ato ry salmo1 ko ??? Inona ity miditra @ tsy hidirana ity e? Dia avy eo be taim-bava sy ny sisa!!!:roll::roll:Ndeha aloha mitombo ho lehibe sao maratra alohan'ny fotoana !
7. Fiffi
(
28/02/2007 20:41)
Mpandefa : salmo1 [ Valio ] 28-02-2007 20:50:07Fa maninn ato @ resa-behivavy kou i salmo? sa nivadika vhv nareo?
Lohateny : Re : aza afangaro, ne melangeons pas
Fa maninn ato @ resa-dehilahy kou i Fiffi? sa navadika lhl nareo?
(io nosoratanao io hiany ry salmo no haveriko eto an!):-D:-D:-D:-D:-D
8. xxx
(
28/02/2007 20:50)
salmo1:
xxx taim-bava ahoana aza? vavanareo anga misy kaka?
kaka? ny anao angamba fa mbola kely anie ianao e!
merdeux!
