Resa-behivavy sa resa-behivavy sy lehilahy?

1. salmo1 ( 28/02/2007 14:35)
Mahaiza ny bandy rehetra mionina fa mazava be atsy @ fidirana oe: ...natokana ho any vhv ihany...

Ka innn ndray no hidirany ny bandy ato? :D:°)
novalian'i sipagasy ny 02/03/2007 18:29
2. xxx ( 28/02/2007 14:57)
pelaka izany ilay mpandefa?
3. xxx ( 28/02/2007 15:02)
salmo1:

Mahaiza ny bandy rehetra mionina fa mazava be atsy @ fidirana oe: ...natokana ho any vhv ihany...

Ka innn ndray no hidirany ny bandy ato? :D:°)
ka le dinika mihintsy no tsy azo , tsy mazava ! nefa ny mpandefa ny dinika lhl!


4. salmo1 ( 28/02/2007 19:46)
za alou tsy pelaka e, sady tsy mirevy koffboay.
5. xxx ( 28/02/2007 19:51)
Ianao aza miditra ato ry salmo1 ko ??? Inona ity miditra @ tsy hidirana ity e? Dia avy eo be taim-bava sy ny sisa!!!:roll::roll:Ndeha aloha mitombo ho lehibe sao maratra alohan'ny fotoana !
6. salmo1 ( 28/02/2007 20:16)
xxx taim-bava ahoana aza? vavanareo anga misy kaka?
7. Fiffi ( 28/02/2007 20:41)
Mpandefa : salmo1 [ Valio ] 28-02-2007 20:50:07
Lohateny : Re : aza afangaro, ne melangeons pas
Fa maninn ato @ resa-dehilahy kou i Fiffi? sa navadika lhl nareo?
Fa maninn ato @ resa-behivavy kou i salmo? sa nivadika vhv nareo?

(io nosoratanao io hiany ry salmo no haveriko eto an!):-D:-D:-D:-D:-D
8. xxx ( 28/02/2007 20:50)
salmo1:

xxx taim-bava ahoana aza? vavanareo anga misy kaka?



kaka? ny anao angamba fa mbola kely anie ianao e!
merdeux!
9. salmo1 ( 28/02/2007 20:51)
:-D:-D
10. xxx ( 28/02/2007 20:52)
morveux!!
11. salmo1 ( 28/02/2007 21:10)
:oops: ooooooooooh!
12. fasaly ( 28/02/2007 22:06)
manomboka sahdy ny rombo anti salmo ato:-D
13. salmo1 ( 28/02/2007 22:38)
fasaly: inn ity rombo anti salmo ato?
14. patrick2002 ( 28/02/2007 23:09)
:lol:tsiky dia ampy.
15. sipagasy ( 02/03/2007 18:29)
mmhhh hita fa tafaverina i ingahy salmo e!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0687