ory ava-manana
1. xxx
(
24/02/2007 22:31)
aretintsaina pahazo ny malagasy sasany io, ary miteraka fankahalana mihitsy aza indraindray, mampalahelo
répondu par belaza le 02/03/2007 09:51
2. xxx
(
24/02/2007 22:46)
xxx:
aretintsaina pahazo ny malagasy sasany io, ary miteraka fankahalana mihitsy aza indraindray, mampalahelo
Mamono afo angaha Ra -namana refa voadona avy tatsy amindry xxx ao aminy gasy atsy Frantsa, maivana nareo ee!!!:-D:-D:-D:-D:-D=))=))=))=)):b:b:b:b
3. xxx
(
25/02/2007 00:51)
Loza koa ity resaka iray ity. Izao ilay hoe niseho ny nafenina eh. :-D:-D:-D
4. xxx
(
25/02/2007 07:38)
xxx:
aretintsaina pahazo ny malagasy sasany io, ary miteraka fankahalana mihitsy aza indraindray, mampalahelo
marina mihitsy io voalazany xxx io e ny sasany rehefa tsy tafajanona tany france tany dia malahelo, avy eo manaratsy be fahatany, ary anisany toetsaina tsy mapandroso ny gasy izany
6. fasaly
(
25/02/2007 19:44)
ié tena aretindratsy mampandasoitra io ka! miteraka famosaviana mitsy aza fa tsy fakahalàna fotsiny! indrisy:?:(
7. xxx
(
25/02/2007 19:57)
ahoana io aretina mahazo anareo io ry xxx a? ratsy marina aloha ny fankahalàna e, de ahoana indray izao ny fialànao aminio?=))
15. belaza
(
02/03/2007 09:51)
Zina:
ory ava-manana
inn kay no dikan'io e?
rehefa mba mihoatra anao ilay olona akaiky na fantatrao dia malahelohelo ianao fa tsy mba lasa, ohatrandry xxx ao ambadika ao e