blagy
1. Aino
(
23/02/2007 14:39)
nisy vehivavy 2 izany hono!! dia hoy ilay iray nieritreritra nanao hoe!!
"aleo ho lazaiko azy ihany fa saode lazainy fa misy resaka hafa ity ny farany raha hitany miresaka any vadiny faona ny vhv"
dia hoy ilay vhv (1)- Sambatra anky indry ity ko!!
dia namaly ilay ray nanao hoe(2)- Fa ahoana anky?
-(1) Tiany ny vhv rehetra eto @manodidina ny vadin-dry sady faly @dol, na izaho koa aza!!
-(2)Anjekaikonao, mahamenatra anky izany ko!!
-(1)Fa ahoana anky?
-(2)@ity tsy fahaizany manao azy!!

répondu par xxx le 28/02/2007 13:30
12. Stretch
(
23/02/2007 19:07)
lany ranonoir le sitlo de tapatapaka, alefaso imprimanty amzay le ttsy , fa efa ho soira mintsy enao amn'io sitlo io :-D :-D
13. sitlo
(
23/02/2007 19:55)
izaho indray efa sofistike fa tsy ireny sitlo Ntaolo be reny. Tsy tapatapaka izaaany.
fa azavao miandalana ihany aloha ilay blagy na dia izany aza fa tsy mbola azo ihany.
fa azavao miandalana ihany aloha ilay blagy na dia izany aza fa tsy mbola azo ihany.
18. Stretch
(
24/02/2007 08:34)
Aiza ndry ry Aino a!
mimenmenn ôtran'ny saka manatody ny ato.
tsy hay tsony ze lazain'ny ny avy any toulouzy.
mimenmenn ôtran'ny saka manatody ny ato.
tsy hay tsony ze lazain'ny ny avy any toulouzy.
19. tslem
(
24/02/2007 08:55)
ny avy any nisy, ny avy any lillllll, ny avy any marsay,ny avy any parisy ato miandry dôly dôly