blagy
23. Aino
(
24/02/2007 13:25)
ka tsy haiko tsony ny fomba fanazavana azy hafa hakaotra anio!!
izany hoe vakio tsara dia alaivo antsaina hoe inn no tiany ray ho lazaina dia inn no eritreretiny ray!!
izany hoe vakio tsara dia alaivo antsaina hoe inn no tiany ray ho lazaina dia inn no eritreretiny ray!!
25. sitlo
(
24/02/2007 16:40)
hay ve eh
zay vao azoko an-tsaina :lol:
fa ity no tena nisen
tslem mantsy eh
zay vao azoko an-tsaina :lol:
fa ity no tena nisen
Stretch:
ouuuuuu!
nefa zany tolozy zany any toliara. ô ô ô ô
izy ony tsiiiinnn antandroy ;-)
tslem mantsy eh
27. Stretch
(
24/02/2007 16:55)
tslem tsy mahay hafa ndray rasitla de tsikera sisa no nosoratana .
nedala ny tena weeen klé.
Gäu ?
nedala ny tena weeen klé.
Gäu ?
36. Stretch
(
24/02/2007 17:45)
anjekaky ô loza !
ny rafoza ndray v n :* rakakabe
fa tsy ny vady.
ra efa bainy b mihina paraky de aôna
ny rafoza ndray v n :* rakakabe
fa tsy ny vady.
ra efa bainy b mihina paraky de aôna
38. fanaina
(
24/02/2007 19:27)
Mpandefa : Stretch [ Valio ] 24-02-2007 18:45:28:-D:-D:-Dtandremo aza saode tratry ny any @maizimaizina ka tsy tazana tsony hoe i cheri ity sa ny rafozana ka ho diso toherana ny:*
Lohateny : Re : blagy
anjekaky ô loza !
ny rafoza ndray v n rakakabe
fa tsy ny vady.
ra efa bainy b mihina paraky de aôna
39. Samoana
(
24/02/2007 22:50)
Aino:
nisy vehivavy 2 izany hono!! dia hoy ilay iray nieritreritra nanao hoe!!
"aleo ho lazaiko azy ihany fa saode lazainy fa misy resaka hafa ity ny farany raha hitany miresaka any vadiny faona ny vhv"
dia hoy ilay vhv (1)- Sambatra anky indry ity ko!!
dia namaly ilay ray nanao hoe(2)- Fa ahoana anky?
-(1) Tiany ny vhv rehetra eto @manodidina ny vadin-dry sady faly @dol, na izaho koa aza!!
-(2)Anjekaikonao, mahamenatra anky izany ko!!
-(1)Fa ahoana anky?
-(2)@ity tsy fahaizany manao azy!!
Namaky aho...de nieritreritra...de tsy azoko koa e !...de hitako mampme ny namana sasany anefa ...de hoy aho hoe " Anjekaikonao ! loza ity tsy fahaizako mamaky azy:-D !!