mitady tononkira bessa "miala tsiny"
1. zozofa
(
21/02/2007 15:04)
Raha mba misy mahay na manana io tononkira io "miala tsiny" dia misotra mialoha
répondu par zozofa le 27/02/2007 18:29
3. Fiffi
(
21/02/2007 15:09)
heu....sur ve enao fa io ny titran'le hira ? zany hoe bdb ny hiran'i Bessa ato @ tononkira ka sao de ao hiany io fa ny titra no tsy mitovy ? http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira%2Fhira&mpihiraid=12&&debut=20
7. zozofa
(
21/02/2007 19:06)
misaotra aloha namaly e! fa tsy mbola ao @ lisitra bessa io tononokira io, efa nijery tao ihany aho.:)
8. McFy
(
22/02/2007 02:09)
Andriambelo:
Dia "miala tsiny" tokoa ry Zozofa fa rehefa nikasa hamaly anao aho vao tonga saina hoe hay sombitsombiny kely fotsiny no fantatro.
1/ Miala tsiny e,
miala tsiny aho rahavako,
miala tsiny aho raha tomany...
...........
3/ Soava dia e
Tongava soa e rahavako
Nefa aza ela loatra e.
...........
Ny hadalana fahazaza sisa no tena tsaroana : "efa niezaka aho marina mafy e !!!!!"
Nahitsy
11. lanto
(
22/02/2007 08:50)
Gaga koa aho hoe mbola tsy nisy tao amin'ny tononkira io, Miala tsiny Bessa
12. Fiffi
(
22/02/2007 08:56)
lanto: ary nojereko tao akia io de tsy hitako an ! nefa zao indray hitako ao....(mila manao solomaso angamba zah) :-D
14. Fiffi
(
22/02/2007 09:38)
hay ve eh ! humm......saika haka rdv manko :-D:-D
heu....tsaramaso handrahoana zany ! :-D
heu....tsaramaso handrahoana zany ! :-D
