mitady tononkira bessa "miala tsiny"

1. zozofa ( 21/02/2007 15:04)
Raha mba misy mahay na manana io tononkira io "miala tsiny" dia misotra mialoha
novalian'i zozofa ny 27/02/2007 18:29
2. pissoa ( 21/02/2007 15:06)
ngo de ito ? Sa ilay an'i Bessa ?
3. Fiffi ( 21/02/2007 15:09)
heu....sur ve enao fa io ny titran'le hira ? zany hoe bdb ny hiran'i Bessa ato @ tononkira ka sao de ao hiany io fa ny titra no tsy mitovy ? http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira%2Fhira&mpihiraid=12&&debut=20
4. Fiffi ( 21/02/2007 15:10)
pissoa: an'i Bessa kah ! misy hoe " efa nihezaka aho marina mafy eh" !
5. pissoa ( 21/02/2007 15:14)
Oops, azafady fa tsy namaky tsara :oops::oops::oops::-D

misaotra fiffi an :-*
6. Fiffi ( 21/02/2007 15:21)
pissoa: tsy misy fisaorana akia an ! :) :-*:-*:-*
7. zozofa ( 21/02/2007 19:06)
misaotra aloha namaly e! fa tsy mbola ao @ lisitra bessa io tononokira io, efa nijery tao ihany aho.:)
8. McFy ( 22/02/2007 02:09)
Andriambelo:

Dia "miala tsiny" tokoa ry Zozofa fa rehefa nikasa hamaly anao aho vao tonga saina hoe hay sombitsombiny kely fotsiny no fantatro.
1/ Miala tsiny e,
miala tsiny aho rahavako,
miala tsiny aho raha tomany...
...........
3/ Soava dia e
Tongava soa e rahavako
Nefa aza ela loatra e.
...........

Ny hadalana fahazaza sisa no tena tsaroana : "efa niezaka aho marina mafy e !!!!!"




Nahitsy
9. cutie ( 22/02/2007 03:14)
ndraso alou mba henoiko fa tiako koa io hira io :)
10. sitlo ( 22/02/2007 03:26)
pissoa:

ngo de ito ? Sa ilay an'i Bessa ?


hahaha
niova be i bessa izany :-D


11. lanto ( 22/02/2007 08:50)
Gaga koa aho hoe mbola tsy nisy tao amin'ny tononkira io, Miala tsiny Bessa
12. Fiffi ( 22/02/2007 08:56)
lanto: ary nojereko tao akia io de tsy hitako an ! nefa zao indray hitako ao....(mila manao solomaso angamba zah) :-D
13. lanto ( 22/02/2007 09:02)
fiffi> vao nampidirina teo ka! Tsara maso fiffi fa aza matahotra :p
14. Fiffi ( 22/02/2007 09:38)
hay ve eh ! humm......saika haka rdv manko :-D:-D
heu....tsaramaso handrahoana zany ! :-D
15. zozofa ( 27/02/2007 18:29)
misaotra betsaka e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.5388