filazana manjo

1. adidy ( 16/02/2007 12:56)
@ maha-mpinamana antsika eto sy @ maha-malagasy!!
Misy tanora vavy 20 taona mpianatra tao Strasbourg nantsoin'ny ray hody any aminy: dia Rtokely: ANDRIAMORA ROJO, tampoka ny fahoriana ary tsy nanana mutuelle izy, ka dia mangataka sy manao antso avo ny fianakaviana hamonjy rano vaky sy hiara-misalahy @ fampodiana ny razana any M/KARA.
Ity ny momba ny fianakaviany aty:
Atoa ANDRIAMORA Niry: Tel: 0388401564 , portable: 0629793525.

Raha handefa chèque dia atao @ ordre hoe: ANDRIAMORA
6, RUE EDELE
67000 STRASBOURG
répondu par booboo le 08/03/2007 17:53
2. booboo ( 16/02/2007 13:03)
:(:(:(:(:( ...20 ans !!!

Adidy > misaotra nizara


Mirary fiononana feno ho an'ny ray aman-dreniny ary ny iray tam-pon'i Rojo, ary ho an'ny namany rehetra.

:(

3. andry08 ( 16/02/2007 13:25)
miara-miory @ fianankaviana rehetra, ary mirary fihononana feno!Andiamanitra anie mameno ny fihononana sy fiadanana ho anareo rehetra.
4. tisera ( 16/02/2007 16:08)
:{ tena maty tanora tokoa mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana dia misaotra an'i adidy nanome ny cordonnées -n'ny tompo-manjo .
5. Fiffi ( 16/02/2007 17:10)
Miara-ory @ fianakaviana tanteraka....:( mahereza fa tombon-dalana ny azy....
6. Samoana ( 16/02/2007 17:58)
Misaotra adidy a !
Mirary fihononana feno ho an'ny fianakaviana e:cry: !
7. afolavitra ( 16/02/2007 18:15)
Mamangy amin'ny fahoriana
Zao ilay hoe ny tokony handevina no voatery alevina kanefa an Andriamanitra ny fandaharana
Mahaiza mionona
Ao amin ny Izai misy oe "Hangina aho ka tsy hiloa-bava fa ianao no nanao izao..."
Mila manaiky fa izy no mahay ny mahasoa antsika rehetra.
8. kitjo ( 16/02/2007 18:20)
ansee
misaotra Adidy ah!
Dia mamangy @ fahoriana sady mankahery ny fianakaviany sy ny namany ihany koa e...
9. adidy ( 16/02/2007 19:32)
Malahelo aho ry reto satria tampoka ary mety ho ny tsirairay no ho tratran'izao! Efa niantso ny fianakaviana aho dia 4400 Euro hono ny devis fampodiana ny razana dia 1300 Euro izao no azo! Tsy te -hiresaka vola aho sady tsy fombako izany fa dia tsy hita e!!
10. mbaliana ( 16/02/2007 19:46)
miara-miory amin'ny fianakavina
11. ftma ( 16/02/2007 20:14)
Miara-ory amin'ny fiangaviana ary mitondra ambavaka azy ireo.
Araka ny vaovao azo farany dia efa nanome 2000euros ny fiangonana misy azy eto France fa mbola manentana antsika izay afaka manampy ny fianakaviana.
12. tywa68 ( 17/02/2007 07:56)
tena mampalahelo tanora kely : mirary fihononana feno ho an'ny havany miandry any dago, ary koa ireo namana nahalala azy taty.
13. Rotsirotsy ( 18/02/2007 01:02)
Chèque no tena ilain'ny fianakaviana fa tsy fiaraha-miory.
14. xxx ( 18/02/2007 05:54)
Rotsirotsy:

Chèque no tena ilain'ny fianakaviana fa tsy fiaraha-miory.


oudryyy!!!
15. niryna ( 18/02/2007 06:25)
tywa68:

tena mampalahelo tanora kely : mirary fihononana feno ho an'ny havany miandry any dago, ary koa ireo namana nahalala azy taty.

Izahay aty koa dia torak'izany.

16. Fiffi ( 18/02/2007 14:40)
xxx:
oudryyy!!!
heu....fanampiana no mba tadiavin'ny manan'ory noho ny tsy fananana mutuelle handefasana ny razana any antanindrazana...


17. malala2006 ( 20/02/2007 21:21)
Mamangy amin fahoriana ;de mahaiza mionona ;Andriamanitra hanome fiononana feno indrindra ho an ny ray amandreninareo any mada ;fa efa reko mintsy ity fahorina ity notenenina tao ampengonana fpma paris tam lahady de efa mba samy nanao ze kkely vitany sady otran naman ilay namako zay ratompokovavy mialatsiny fa zay no fomba fiantson gasy ireo nodimandry ;de mahereza tsy irery ianao fa aza matahotra fa ny ankizy rehetra mieritreritra anao daholo ny TOMPO ANIE HOMBA ANAO
18. fasaly ( 20/02/2007 21:36)
miara miroy amin'ny fianakaviana sy ny havana aman-tsakaiza:?:(
misaotra an'i adidy nampita ny vaovao ihany koa fa mampalahelo tokoa izany sady vao tanora be:cry:
19. fasaly ( 20/02/2007 21:36)
miara miory amin'ny fianakaviana sy ny havana aman-tsakaiza:?:(:-*
misaotra an'i adidy nampita ny vaovao ihany koa fa mampalahelo tokoa izany sady vao tanora be:cry::-*
20. xxx ( 21/02/2007 18:30)
fasaly:

miara miory amin'ny fianakaviana sy ny havana aman-tsakaiza:?:(:-*
misaotra an'i adidy nampita ny vaovao ihany koa fa mampalahelo tokoa izany sady vao tanora be:cry::-*



Mampalahelo tokoa izany.:cry::cry::cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.548