FETIN'NY MPIFANKATIA/HAPPY VALENTINE'S DAY!
1. niryna
(
14/02/2007 17:55)
Mety misy hitovizany ny fankalazana io andro io ary mety tsy mitovy ihany koa.
Ny aty aminay,mifampiantso ny fianakaviana mifampiarahaba.Manao volabe ny mpivarotra voninkazo rose mena ary mifanalotra voninkazo ny mpifantakatia.
Mifanalotra chocolat, mifamihana,mifampitsiky :*
Inona no fomba hankalazanao io amin'ny olona tianao?
BA MAMIKELY MIPOAKA BE HO AN'NY NAMANA REHETRA ATO
(l) NIRYNA

répondu par niryna le 24/02/2007 05:43
2. xxx
(
14/02/2007 18:47)
ary efa firy ny dinika firesahana an'io ato ? tsy hitan'i niryna ve izy rehetra ireo ?
4. niryna
(
15/02/2007 05:50)
xxx:
ary efa firy ny dinika firesahana an'io ato ? tsy hitan'i niryna ve izy rehetra ireo ?
Tsy voatery hamaly ianao =((=))=))=))
5. niryna
(
15/02/2007 05:51)
xxx:
=))=))=))
Tsy voatery hamaly sy hanaraka izay alehako ianao hitsongoloka ahy hi,hi,hio^oo^oo^o=))=))=))
8. xxx
(
16/02/2007 06:27)
xxx:
:evil::evil::evil::evil:
Isan'andro no mampiseho fitiavana,ny devoly manimba ny voly fotsiny sy mandoto rano ato amin'ny serasera
10. xxx
(
21/02/2007 18:32)
xxx:
ary efa firy ny dinika firesahana an'io ato ? tsy hitan'i niryna ve izy rehetra ireo ?
:roll::roll::roll:
12. niryna
(
23/02/2007 00:49)
xxx:
xxx:
:evil::evil::evil::evil:
Isan'andro no mampiseho fitiavana,ny devoly manimba ny voly fotsiny sy mandoto rano ato amin'ny serasera
Mampihomehy ahy koa i xxx izany8)
13. niryna
(
23/02/2007 00:50)
xxx:
xxx:
ary efa firy ny dinika firesahana an'io ato ? tsy hitan'i niryna ve izy rehetra ireo ?
:roll::roll::roll:
:roll::roll::roll:(l)
14. xxx
(
23/02/2007 12:27)
niryna:tsy misy kill fa hadaboy!:lol:
xxx:
xxx:
:evil::evil::evil::evil:
Isan'andro no mampiseho fitiavana,ny devoly manimba ny voly fotsiny sy mandoto rano ato amin'ny serasera
Mampihomehy ahy koa i xxx izany8)
15. niryna
(
24/02/2007 05:43)
Ny fitiavana dia mora no mitia olona ry xxx a! rehefa manampitiavana sy madio fo ny olona iray.Ny olona mijaly am-pitiavana indray dia sarotra aminy ny ho-tia olona fa heveriny ho toy ilay tsy tia azy daholo ny olona.Ny tenanay no halany voalohany.Ny mpankahala olona sy manatsatso ny olona indray dia efa feno fahankalana ny teneny izy aloha izay vao mankahala ny hafa.:):)Tsiky kely dia ampy hanasitranana ny ratran'ny fo raha toa ka maratra,afaka manasitrana ny ratran'ny olona koa anefa izaho na ianao rehefa manolotra ny fitiavanako na ny anao azy.