Mozole
1. Bita
(
13/02/2007 08:36)
Mba omeo tononkira misy ity hira ity Mozole: io volabenao io o! Tsy hitondranao ho any mozole. Misaotra betsaka e dia ba mamy koa
répondu par Bita le 13/02/2007 19:13
3. Bita
(
13/02/2007 08:56)
Miala tsiny fa raha mba fantatro moa dia nosoratako nefa tena mba tiako io hira io ary voahirahirako isan'andro. Misy hoe mihevera anie fa mandalo, mihevera fa mbola ho vovoka..... Tena mampihomehy ve fa ny olona rehetra mahay an'io daholo hoe iza no mihira azy...
4. zandrikely
(
13/02/2007 10:25)
backom rasta no mihira anio , dia miaraka @ i bodo izy
mihavonavona kara tsy ho faty
miregnireny kara fomban'ny tany
ka ra ty vava fa mbola
hidirandoza a
mihevera a
fa mandalo
mevera aaaa
fa mbola ho vovoka a
mevera a
fa mandalo
mevera namako ooo
fa mbola ho vovoka
io volabenao io
tsy nday anao
ho any mausole
fa ny havanao
hilanja anao
ho any mausole
fa miavonavona
fa mbola ho faty
renireny kara fomban'ny tany
ra ty vava a
mbola hidirandoza
androany enao mirehareha
amaraina mety lavo ra mandeha
malama anie ety ambony tany
mevera,,,,,,,,,,,,,,,,
zay no mba haiko
mihavonavona kara tsy ho faty
miregnireny kara fomban'ny tany
ka ra ty vava fa mbola
hidirandoza a
mihevera a
fa mandalo
mevera aaaa
fa mbola ho vovoka a
mevera a
fa mandalo
mevera namako ooo
fa mbola ho vovoka
io volabenao io
tsy nday anao
ho any mausole
fa ny havanao
hilanja anao
ho any mausole
fa miavonavona
fa mbola ho faty
renireny kara fomban'ny tany
ra ty vava a
mbola hidirandoza
androany enao mirehareha
amaraina mety lavo ra mandeha
malama anie ety ambony tany
mevera,,,,,,,,,,,,,,,,
zay no mba haiko
5. Bita
(
13/02/2007 19:13)
Misaotra anao Zandrikely ary mialatsiny aho raha ela vao nahavaly fa mbola tsy teo. Bisous e!
