Mofo gasy , Ramanonaka , Menakely....
1. Fiffi
(
11/02/2007 07:57)
Ireo ry zareo misy recette fanaovana mofo gasy , menakely , ramanonaka .....sao de mba misy te hanandrana.....de mazotoa daholo .
http://tattum.canalblog.com/archives/2006/09/29/2791204.html
te-hanao Macarons ? http://www.youtube.com/watch?v=PWzbvmqnvEg
te-hanao cookies ? http://www.youtube.com/watch?v=Ncqry7EHaf0
te hanao nougat ? http://www.youtube.com/watch?v=kfwX4IRMKc0
te-hanao sambosa ? http://www.youtube.com/watch?v=BUrN69nJNTY vidéo daholo ireo an ! :)

répondu par rainiboto le 07/04/2007 14:10
5. kitjo
(
11/02/2007 10:34)
fiffi> za akia ty niandry fa dia izao mihitsy dia manao menakely sady mba alahady ny andro...
6. booboo
(
11/02/2007 10:59)
Tywa aaaaaaaa ! jereo moa fanaovan'ilay rangahy an'ilay samôsa !! :-D:-D:-D:-D ...tokony no-filmer-na enao t@ nanao "haute couture-na samôsa-tsisy-atody" iny lé !!!
8. diamondra27
(
11/02/2007 20:29)
le samossa dtena be kary sy sakay anaovan'le bandy azy an! , matsiro tsara ery ny zao
9. Fiffi
(
11/02/2007 22:19)
fa ry zalahy vazaha mba manandrana sakay an ! hummm....ho may eo sady ho lasa boramena be eo :-D:-D:-D:-D:-D
10. sakaizakely
(
21/02/2007 15:39)
tena @le ilàko azy mintsy ity fa tena misaotra betska Fiffi a ! Le sambosa izao no nde hataoko klé
ary iza no mba mahalala recette na mofo baolina ilay mipasapasaka be iry ? Izahay tao Ambositra taloha dia misy an'i Melie boda izay tena milay mintsy ny nanaovany azy, sady ngoza be.
Te hanala ratsiana fa mba ampio e !
Misaotra mialoha

11. kelly13
(
22/02/2007 11:50)
nôna a zany kle! nôna mofogasy sy ramanonaka sy menakely ary kk pigeaon hihihi
miciii ankia fiffi a, njy ankia tena documentaliste grave mihintsiny ka :)
miciii ankia fiffi a, njy ankia tena documentaliste grave mihintsiny ka :)
12. dongadonga
(
03/03/2007 13:59)
fa taiza no nahitan i fiffi anireny zavatra tsara be ireny eeh:miam::miam::miam::miam::miam::miam:
13. Fiffi
(
03/03/2007 16:49)
dongadonga: heu.....be akia ny fitiavana namana de mba mitady de mizara koh ! :) hummmm.;....de nanao ahoana daholo izy tao ry zareo ?
14. dongadonga
(
04/03/2007 06:42)
mahafinaritra akia izany fitiavana namana izany kou
TIAVO NY NAMANAO TAHAKA NY TENANAO ,le samoussa akia no nataoko fa tena mafilotra be mahintsiny kou de nanao sosy sakay ,fa tena hhuuuuuumm ,tsara ka:miam::miam:
TIAVO NY NAMANAO TAHAKA NY TENANAO ,le samoussa akia no nataoko fa tena mafilotra be mahintsiny kou de nanao sosy sakay ,fa tena hhuuuuuumm ,tsara ka:miam::miam:
18. rakaroka
(
09/03/2007 11:24)
Mosôtsa indrindra akia Fiffy a!:*:*:*:*!(l)(l)(l)
Je t'(l) beaucoup!
Je t'(l) beaucoup!
19. tisera
(
09/03/2007 18:34)
fiffi >>> merci akia dia :-*:-* be a! ny ahy ilay macarons sy cookies ireo izao no handramako ;tara indray ange aza zah fa efa t@ février ny dinika no nozarain'i fiffi dia izao aho vao nanokatra ilay izy é! tsy izany mantsy fa mana-namana mpanao mofogasy sy menakely aho dia efa zatra mandray vonona dia androany nahita an'ity dinika ity dia nahazo fanaovana macarons ! :miam::miam:
sakaizakely >>>ity misy re-7 mofo baolina raha hanandrana , mahavita mofo betsaka ihany aloha fa raha kelikely fotsiny no ilaina dia hahena araka izay itiavana azy ny proportion-n'ny ingrédients.
farine : 1kg , atody :7 , lait concentré : 1boite na lait entier 1/4l, beurre:100g , siramamy:200g , sucre vanillé raha tiana : 2 sachets dia levure chimique : 1 paquet.
Afangaro ny farine sy ny levure
Kapohina ny atody sy ny siramamy+ lait concentré + beurre en pommade na fondu arotsaka tsikelikely @ izay ilay farine efa nifangaro t@ levure.
Tandremo atao mafana tsara ny menaka izay niainga feu doux foana an ! jamais feu vif! dia casserole jobojobo no anendasana azy ; afaka asiana rape coco na poudre d'amande raha tiana hanana goût en plus.

20. Fiffi
(
10/03/2007 11:37)
rakaroka::) :-*:-*:-*:-*:*:*:*(l):-*:-*:-*
Mosôtsa indrindra akia Fiffy a!:*:*:*:*!(l)(l)(l)
Je t'(l) beaucoup!
tisera: :miam::miam::miam: handramako indray io androany....