Mofo gasy , Ramanonaka , Menakely....
21. tisera
(
11/03/2007 08:11)
fiffi: nanao ahoana ny mofo baolina ? nahavita ihany ve ô? izaho mantsy nanao ilay cookies dia nety tsara ilay pate sns... fa naika may :( fa na ny zanako aza mba niteny hoe :c'est pas grave! @ manaraka ataontsika sy neny tsy may intsony . Hahenako angamba ny temps decuisson na ny t° no hampidiniko fa ny four ampiasaiko koa à chaleur tournante ka toa mila ahena foana ny t°raha oharina @ four traditionnel!
22. Fiffi
(
11/03/2007 16:04)
:( haveriko indray akia iny fa tena raté beeee :( nisy zavatra tsy nety nataoko tao an ! asa inona re eh ? heu....be loatra angamba le ronono ?
23. tisera
(
12/03/2007 08:46)
:? mamerina indray akia rehefa mazoto sy manam-potoana iny a! fa izaho aloha mbola tsy ni-rater an'io mofo baolina io ilay. Ilay namako mpanao mofo gasy sy menakely koa mahay mofo baolina tsara: tsy asiany beurre fa menaka no ataony @ ilay pate fa ny fatrany ny azy au pif daholo dia sarotra ianarana!
27. Fiffi
(
31/03/2007 21:34)
tisera: humm.....tena réussi be akia le izy an ! :miam::miam::miam: misaotra akia an ! :):-*:-*:-*:-*:-*
28. rainiboto
(
07/04/2007 14:10)
bozoro daholo o !
efa nisy nanandrana ilay recette "ramanonaka va nareo?- dia tafavoaka tsara ve. Mety soloina zavatra afa ve ilay kobam.bary (ohatra farine de riz na farine de ble). Toa tsy ahita kobam-bary izany aty allemagne koa.- Misaotra betaka
efa nisy nanandrana ilay recette "ramanonaka va nareo?- dia tafavoaka tsara ve. Mety soloina zavatra afa ve ilay kobam.bary (ohatra farine de riz na farine de ble). Toa tsy ahita kobam-bary izany aty allemagne koa.- Misaotra betaka