love party!!
1. rafano73
(
09/02/2007 08:08)
Salut doli za mba mitady Valentine @ soiré rampitso io zay afaka tsy sangi2 ny ahy fa tena marina d mba valio hafatra d afaka manao fotoana rampitso na oe antsoiko ianao !!
saotra mialou
saotra mialou
répondu par Fiffi le 11/02/2007 15:13
2. Fiffi
(
09/02/2007 09:02)
tokony nataonao tao @ fety sy fihaonana angamba ity ...na antson'ny fo .:) misy site maro2 azo ahitana an'io fa andraso jereko de alefako eto raha mahita zah !
3. Fiffi
(
09/02/2007 09:28)
http://radiovazogasy.com/?rub=news/news&newsid=n45b7a530554a3
http://www.sobika.com/v2/soirees/pub_soirees/2007/pub_love.htm
http://www.sobika.com/v2/soirees/pub_soirees/2007/pub_love.htm
4. ainaheri
(
09/02/2007 10:16)
saotra fiffi!! ny ahy lay love to party no andanako fa saingy za tsy manana valentine d mba mitady ato ra maita
5. lost
(
09/02/2007 10:29)
za mahita fa ra irazoky no miantoka ny lany reetra d omeko num razoky(entrée sy ny boisson sns)
7. Fiffi
(
09/02/2007 14:11)
ainaheri: hummm....sady toa milay be zany ao @ peniche zany an ! :)
lost: heu....nga tsy ny lahy no mi-pailll ny vavy @ zany st val zany ? :)
lost: heu....nga tsy ny lahy no mi-pailll ny vavy @ zany st val zany ? :)
11. andrea
(
10/02/2007 11:55)
Fiffi> za kia efa vita ny programme de miaraka amin'ilay valentin special ..... :D :D .. puisque nuit speciale hono .. (no comment!) :-* :-*
