love party!!

1. rafano73 ( 09/02/2007 08:08)
Salut doli za mba mitady Valentine @ soiré rampitso io zay afaka tsy sangi2 ny ahy fa tena marina d mba valio hafatra d afaka manao fotoana rampitso na oe antsoiko ianao !!
saotra mialou
novalian'i Fiffi ny 11/02/2007 15:13
2. Fiffi ( 09/02/2007 09:02)
tokony nataonao tao @ fety sy fihaonana angamba ity ...na antson'ny fo .:) misy site maro2 azo ahitana an'io fa andraso jereko de alefako eto raha mahita zah !
3. Fiffi ( 09/02/2007 09:28)
http://radiovazogasy.com/?rub=news/news&newsid=n45b7a530554a3
http://www.sobika.com/v2/soirees/pub_soirees/2007/pub_love.htm
4. ainaheri ( 09/02/2007 10:16)
saotra fiffi!! ny ahy lay love to party no andanako fa saingy za tsy manana valentine d mba mitady ato ra maita
5. lost ( 09/02/2007 10:29)
za mahita fa ra irazoky no miantoka ny lany reetra d omeko num razoky(entrée sy ny boisson sns)
6. andry08 ( 09/02/2007 11:08)
koa raha mahita anie dia izy no hi-paill e!
7. Fiffi ( 09/02/2007 14:11)
ainaheri: hummm....sady toa milay be zany ao @ peniche zany an ! :)
lost: heu....nga tsy ny lahy no mi-pailll ny vavy @ zany st val zany ? :)
8. majakely ( 09/02/2007 14:51)
rafano oooo,zà zà zà..lolllllllllllll
9. andrea ( 09/02/2007 15:08)
majakely> njy angaha ho any ? za manana entrée VIP lollll
10. Fiffi ( 09/02/2007 15:39)
andrea: andao akia hiaraka ho any an ! :):-*
11. andrea ( 10/02/2007 11:55)
Fiffi> za kia efa vita ny programme de miaraka amin'ilay valentin special ..... :D :D .. puisque nuit speciale hono .. (no comment!) :-* :-*
12. Fiffi ( 11/02/2007 15:13)
hummm....normale ! :):-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0119