vitsika a ?!!
1. memerz
(
08/02/2007 20:33)
Nisy bandy iray zany tena manampahaizana manokana momba ny vitsika, satria io no fianarana nataony, Dia namory olona izy fa hanazava théorie. Dia nandeha teo ny fanazavany dia niteny t@ olona izy hoe:" hainareo moa hoe maninona ny vitsika mitsambikina avy eny 800m nefa tsy maty izy rehefa tonga ety @ tany?".
Dia hoy ilay Razoky iray namaly hoe: " fa maninona lé vitsika anefa no nitsambikina ?!!",
Dia hoy ilay Razoky iray namaly hoe: " fa maninona lé vitsika anefa no nitsambikina ?!!",
répondu par kala le 20/02/2007 07:02
3. simplex
(
09/02/2007 13:01)
:-D:-D:-D
k alavitra be le 800m ra manara-drindrina izy kou :roll: zany v tsy mitovy @ mande tongotra avy any Fort-Dauphin mankany Diego :°)
k alavitra be le 800m ra manara-drindrina izy kou :roll: zany v tsy mitovy @ mande tongotra avy any Fort-Dauphin mankany Diego :°)
8. memerz
(
12/02/2007 22:07)
anontanio lé bandy manampahaizana momba ny vitsika fa leiry no nandinika an'zany koa, sa omeko an'i STRECHT ny adressen'ilay bandy specialiste momba ny vitsika ?!;-)
9. aigredoux
(
13/02/2007 12:34)
Nitsambikina le vitsika satria izy nanana parachute. Zay ihany koa ny tsy mahafaty azy raha misôty avy eny @ 800M
11. Stretch
(
14/02/2007 18:16)
maamimasira > fa le mpanambotra an zany parachute zany lo tena pro mintsy e!kely nge zany e!
memerz > miandry an le adresy ary a!
memerz > miandry an le adresy ary a!