georges koa an!!
1. memerz
(
07/02/2007 23:38)
Leo ity naman'i georges ny farany ka tsy ariny dia nanotaniany i Georges ary nomarihiny tsara, dia hoy i leiry
- Ialahy ity lesy ry georges tsy azoko mihintsy, ialahy rehefa anontaniana dia tsy mba manomé valiny mihintsy fa valian'ialahy fanontaniana foana, inna l'ty no mahatonga an'là manao an'zany a ?!!
Dia hoy i georges:
-Inona anefa no tian'ialahy hamantarana an'zany e ?!!!

répondu par kala le 20/02/2007 07:04
3. kala
(
08/02/2007 06:27)
F'angaha misy famantarana le izy?
:-D :-D :-D :-D
fanontaniana mivaly fanontaniana. Manao "question tag" ve leiry??:oops: :oops:
:-D :-D :-D :-D
fanontaniana mivaly fanontaniana. Manao "question tag" ve leiry??:oops: :oops:
4. sitlo
(
09/02/2007 17:32)
fa nahoana marina moa ny anarany hoe george fa tsy ohatra hoe lapino, na mandrak ...?