kalitao
1. bazylou
(
05/02/2007 19:07)
tokony hiandrina ny mpanao gazety mpampasa io teny io satria mampisy ny tsy misy ary ny manimba ny efa misy
répondu par vahiny2004 le 12/02/2007 12:15
5. bazylou
(
06/02/2007 23:44)
kalitao = qualité , dika teny gasy tsotra izao fotsiny!!
qualité = hatsarana io no efa misy ary io bi dika teny gasy mazava ny hoe qualité fa tsy izany kalitao kalitao izany!!:lol::lol::lol:

6. Fiffi
(
07/02/2007 07:32)
bazylou:le dinika mihintsy no tsy azo...
tokony hiandrina ny mpanao gazety mpampasa io teny io satria mampisy ny tsy misy ary ny manimba ny efa misy
7. booboo
(
07/02/2007 10:58)
bazylou > inona ireo efa misy fa toa hodianao tsy valiana ilay fanontaniana ?
8. vahiny2004
(
07/02/2007 11:14)
bazylou:
kalitao = qualité , dika teny gasy tsotra izao fotsiny!!
qualité = hatsarana io no efa misy ary io bi dika teny gasy mazava ny hoe qualité fa tsy izany kalitao kalitao izany!!:lol::lol::lol:
hatsarana=beauté
rehefa miteny hoe "de bonne qualité" dia tsy voatery miteny ny hatsaràny fotsiny , misy koa hoe ny fahatezàny ohatra. Mety misy toetra hafa koa manampy an'ireo vao feno ny qualité . Sa ?
9. bazylou
(
08/02/2007 00:10)
ka ilay qualite na hatsarana dia ao daholo ilay Hatsarana fa tsy hoe nika, na tarehy na toetra na design fotsiny e!
10. vahiny2004
(
08/02/2007 16:01)
hitako ilay izy ry bazylou a:
kalitao = kali + tao
kali : voakaly, vita tsara
tao : asa na fanamboarana angamba no azo ilazàna azy
==> kalitao : asa voakaly !!! ary mifanakaiky indrindra @ teny frantsay qualité
hainao misy ny hoe "haitao" ohatra, même constructions ireo

11. vahiny2004
(
08/02/2007 16:09)
hadinoko fa tsy ny mpanao gazety no mamorona ireny teny ireny fa ny Akademia Malagasy
12. bazylou
(
09/02/2007 00:12)
aza mandainga ry vahiny a!! qualité nagasina tsotra izao io fa tsy misy an'io construction io!!!!
RAha io no asa avoakan'ny academie gasy dia esory fa tsy mahatandrina ny teniny akory!!:roll::roll::roll:

13. vahiny2004
(
09/02/2007 08:21)
bazylou:
aza mandainga ry vahiny a!! qualité nagasina tsotra izao io fa tsy misy an'io construction ioRAha io no asa avoakan'ny academie gasy dia esory fa tsy mahatandrina ny teniny akory!!:roll::roll::roll:
e e e ianao atoro koa ity no avo vava, mandehana soloy ny akademia raha mahay noho izy ianao e
15. sitlo
(
10/02/2007 04:37)
Marina io ry vahiny. Tadidiko io tamin'ny vao navoakan'ny akademiam-pirenena malagasy.
Kaly+tao
Fa tsy manda koa aho amin'ny an'i bazilou. Hita be ilay izy hoe teny vazaha nagasiana dia mody nitadiavana fototra.
Izaho manokana aloha tsoriko fa tsy mankamamy an'io akademia io aho eh. Vao ilay hoe akademia fotsiny aza dia efa nagasiana be.
Mba vakio ange ny takelakany eh. Tonga dia teny gasy sy teny frantsay no eo.
Arsiva ve rangaha no mba hitany andikana ny hoe "archive". Dia mbola tadiaviny ampidirina amin'ny soratra malagasy koa ny W X U C.

16. vahiny2004
(
12/02/2007 12:04)
sitlo >>>
jereo tsara fa ny "tao" anie efa ampiasaina @ teny maromaro e , ary hita tsara fa manaraka logique ny akademia : tao-zavatra, hai-tao , tao-trano hoy ny Ntaolo (asa rah amisy tsipi-panohizana na tsia) FA niampy fifandrifian-javatra izy t@ ity cas ity @ ilay hoe toy ny nadika tsotra fotsiny
inona ihany ary hoy nareo no tokony hataon'ny akademia , manao dika-teny akaiky (arsiva) izy tsy tiantsika, manome teny vaovao "solosaina" = ordinateur izy , lazain-tsika fa mavesatra ?

17. vahiny2004
(
12/02/2007 12:15)
Mety misy mot hafa ho an'ny archive ka , misy mantsy ny hoe tahirin-tsoratra , tahirin-kevitra , tahirin-tsary ... ka mety tsy lavitr'ireo ny archive