ahoana ihany ity fiantsiana

1. bazylou ( 03/02/2007 00:01)
ady any ampiangonanan ity e!! hatao ohatran'ny fjkm izany ny ao amin'ny katolika satria tsy mety ho azo i^pety
répondu par niryna le 10/02/2007 04:42
2. fijo ( 03/02/2007 06:03)
ka tsimaintsy samborina i pety ka.aleo izay hazava
3. Achia ( 03/02/2007 06:10)
atrary ka hatraty ry bazy sy ry fijo :-D:-D:-D
4. Fiffi ( 03/02/2007 09:06)
tsy hitako zay hidiran'ny fisamborana an'i pety ato @ fivavahana sy finoana ......
5. bichette ( 03/02/2007 12:51)
:lol:
6. andry08 ( 03/02/2007 13:31)
:roll::roll:
7. xxx ( 03/02/2007 14:16)
za koh nié mba gag'e!
8. bazylou ( 03/02/2007 22:27)
tsy misy idirany tokoa nefa ny any madgasikara dia iray ihanyny fivavahana sy ny fitondrana ::!! ingahy prezdan'ny fjkm ihany no prezdan'ny firenena ka inona no hahagaga amin'izany ????:wink::wink:
9. cutie ( 03/02/2007 22:30)
10. Fiffi ( 04/02/2007 00:00)
de aiza ny olana raha izany ry bazylou ?:roll:
11. niryna ( 04/02/2007 07:18)
bazylou:

ady any ampiangonanan ity e!! hatao ohatran'ny fjkm izany ny ao amin'ny katolika satria tsy mety ho azo i^pety


Iza izany pety izany raha tsy mahadiso?
12. hertix ( 04/02/2007 12:54)
pety dia ilay olona mandefa rivotra fahatany!:-D:-D:-D mipetipety foana ny vavany dia avy eo ahazoany loza ho an'ny tenany ihany!
13. Ruby ( 04/02/2007 13:07)
fizarana fitiavana ny eto ry bazylou fa tsy fizarana fiantsiana sy fanaratsiana ny fiangonana a na katolika na fjkm a
14. cutie ( 04/02/2007 21:39)
Mpandefa : hertix [ Valio ] 04-02-2007 13:54:13
Lohateny : Re : ahoana ihany ity fiantsiana
pety dia ilay olona mandefa rivotra fahatany! mipetipety foana ny vavany dia avy eo ahazoany loza ho an'ny tenany ihany!

:-D:-D:-D:-D
15. xxx ( 04/02/2007 22:07)
cutie ve tsy mba manana zavatra lazaina mihintsy afatsy ny mi-:-D:-D ? mandehana any @ hatsikana sy lalao raha te-hi-:-D:-D e
16. cutie ( 04/02/2007 22:09)
in mitsy no tsy itiavan'i xxx ahy e
misy mampime matoa mime:-D:-D:-D
17. Fiffi ( 04/02/2007 22:16)
niryna:
Iza izany pety izany raha tsy mahadiso?
nga de tsy mba manaraka vao2 dago mihintsy nyrina ?


18. niryna ( 05/02/2007 04:03)
Fiffi:

niryna:
Iza izany pety izany raha tsy mahadiso?
nga de tsy mba manaraka vao2 dago mihintsy nyrina ?




Manao ahoana fiffi.Ela tsy hita intsony aky ianareo a.
Variana ato amin'ny serasera koa ahita vaovao izany?Azavao amiko raha tsy mahadiso:roll:

19. majesty ( 05/02/2007 04:42)
Dia miova tanteraka ny sujet :D
20. prime ( 07/02/2007 06:19)
bazy> Ny fjkm tokoa moa naninona ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0631