Miodina..

1. xxx ( 02/02/2007 19:54)
Hono hoa ry zalahy,
Inona no mahasarika anareo hiaraka @ vhv efa vadin'olona, ary indrindra koa fa hoe efa zokinareo izy???
répondu par bibiango le 03/03/2007 23:13
2. xxx ( 02/02/2007 20:49)
mpangalatra! tssss!
3. booboo ( 02/02/2007 23:23)
4. xxx ( 03/02/2007 03:45)
Ny ahy kosa aloha raha ny vadiko no kitikitihina dia ampamoiko olona mihitsy eh.
5. vale ( 03/02/2007 16:08)
:-D:-D:-D:-D
6. chakkakkely ( 03/02/2007 17:32)
:^):P(l)
7. pissoa ( 04/02/2007 09:49)
xxx:

Ny ahy kosa aloha raha ny vadiko no kitikitihina dia ampamoiko olona mihitsy eh.

:-D:-D:-D
8. naughtyboy ( 05/02/2007 15:52)
ka ny olana nge ry xxx de mitovy2 @ le fantanina oe ra le vhv maintsy no voasarika ka mikitikika voalohany de ahoana no ataonareo ?
9. fasaly ( 05/02/2007 16:27)
:-P:°) fangah misy anzany ry nauhtyboy! mizy mikitikitika ve ny vevavy:wink:
10. xxx ( 05/02/2007 17:27)
vhv tsy ampy lahy zany:^)
11. chakkakkely ( 05/02/2007 19:02)
naughtyboy:

ka ny olana nge ry xxx de mitovy2 @ le fantanina oe ra le vhv maintsy no voasarika ka mikitikika voalohany de ahoana no ataonareo ?



ra ohatra ka lehilahy sarokitikitika izy dia mivanitikitika miomehy alo koa , zany hoe kitikitihana zany ve :D
fa ra tsy sarokitikitika izy dia mety ho jerevany fotsiny sa aona 8O
12. xxx ( 05/02/2007 23:08)
sarotra anie le izy eee, zay no mahatonga le fanonontaniana hoe: ra ny lahy no mikitika le vavy efa manambady voalohany, inona no mahasarika azy aminy, sexe fotsiny ve sa inona??? Misy interet hafa koa ve...satria le lahy efa mahalala oe vadin'olona io vhv io....
13. rapala ( 06/02/2007 00:05)
ka ny olana nge ry xxx de mitovy2 @ le fantanina oe ra le vhv maintsy no voasarika ka mikitikika voalohany de ahoana no ataonareo ?

mitsôka mandositra f'inona indray:-D
14. vale ( 06/02/2007 10:03)
xxx: mety ho sexe ftsn izany kou! raha efa olona voafatotra izany koe ve hoantenainy fa de mety ho izay izany :-w
15. naughtyboy ( 06/02/2007 14:32)
za kalo tsy sendra le oe andeha ikitika vadin'oul fa le voakitika ,le oe jerena fotsiny otrany tany nahalavoana tsy mety ,tsy maintsy manontany tena oe sao de mba misy azoko anampiana ty vhv ty tsy ikitikitika ahy tsony = ny adidy vita fafinaretana azo inn ndray no olana ,tonga de misy rangitra be ndray zao eo fa itako sahady,safidiko mo iny fa tsy any hafa ka fo sportifa daoly mime2 fotsiny an..
16. fasaly ( 06/02/2007 19:20)
nauhgtyboy: kefa we vokitika aon wa zany?????:?taiza no vokitika:wink: dia farany somary hazavao kokoa lay hevitra:wink::-D
17. rapala ( 06/02/2007 19:33)
eny hoa ry fasaly, tsy mazava ilay hevitra:wink:
18. nolalaina ( 06/02/2007 19:49)
Tsy mazava @ rapala lé izy nefa lery tondé mitsôka matanjaka!! :-D :-D
19. fasaly ( 06/02/2007 20:02)
rapala:

eny hoa ry fasaly, tsy mazava ilay hevitra:wink:


tsu mazava mitsy ka:?
nefa vina ndray i naughtyboy zao vo mandalo hanazava an'io?????:?


20. rapala ( 06/02/2007 20:02)
:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2468