Miodina..
42. fasaly
(
09/02/2007 16:26)
:-D:-D:-Dtandremo ary sao be adidi ka mizàka ny tsy eran'ny aina eo ndray....:roll::roll::-D:-D
44. fasaly
(
10/02/2007 08:27)
zà tsy mametra anie ry fijo fa izany hoe tonga any ambaravarana mitsy ny roa vavy hikitika amzay efa sipa manambady dool!!!!!! sambatra mitsy lay raika lahy io raha izany:-D:-D
45. naughtyboy
(
10/02/2007 13:01)
nisy oul 2 b zao v manatitra entana ao ambaravarana tsy ho raisina sa ahoana ry fasaly
46. fasaly
(
10/02/2007 17:43)
:P:P:P:P maerina alou zany e! mahaiza manararaotra fa mety tsy ho betsaka ny ôkaz otszay....:wink:
tandremo fotsiny sempotra ao an!:-D
tandremo fotsiny sempotra ao an!:-D
48. xxx
(
12/02/2007 07:10)
Tsy alehany le kofa dia misacre @ rafotsy, tsotra be
voky ambony ambany koa...
voky ambony ambany koa...
50. naughtyboy
(
12/02/2007 17:18)
xxx N.1: tsy ilaina ny rafotsy(tsy manavaka akory fa tiako koko ny ny mitovy amiko)
N.2:zay tsy nahazo matetika de b taimbaka ka tsy mahagaga
N.2:zay tsy nahazo matetika de b taimbaka ka tsy mahagaga
51. fasaly
(
12/02/2007 18:06)
naughtyboy!:-D:-D:-D:-Dizany anie wa e!
rafotsy miaraka am rabainina zany ny mendrika azy kou!:-P
rafotsy miaraka am rabainina zany ny mendrika azy kou!:-P
52. bibiango
(
03/03/2007 23:13)
Sao dia mitetika haka experience, sao dia fetsy an!
Sa ve mbô mihinan-kena isan-karazany, indrai2 mbô hena omby, indrai2 mbô kisoa, akoho...ondry snse!
Sa ve mbô mihinan-kena isan-karazany, indrai2 mbô hena omby, indrai2 mbô kisoa, akoho...ondry snse!
