sigara sigara enfin

1. xxx ( 02/02/2007 15:14)
raha izaho manokana aloha momba ty lalana tsy mahazo mifoka sigara ity dia anisan' ny faly , c' est vraiment domage ho an ' ny mpifoka anefa . Miala any antrano avy nandro madio tsara , na ny akanjo aza manimanitra ery , vao miditra eny @ tabac , mivoaka ao avy eo dray dray dray fofona zany miraikitra @ akanjo ; eny @ toerampiasana misy olona mifoka , mitovy ihany . Fa dia maimbo anie ra olona e !! , mahatanty ve nareo izay tsy mifoka sa ahoana , mba manaja anareo ve reo mpifoka ? na any antrano na eny ampiasana ???? INONA NO MBA HEVITRAREO
répondu par tolona le 10/04/2007 01:02
2. watafon ( 02/02/2007 15:32)
xxx: le fofona indray aloha tsy d mampaninona anà e! fa ny fahafantarana ny effet-ny no mahatonga anà miteny foana rehefa misy oul mifoka @ toerana tsy tokony azo hanaovana izany ! indrindra rehefa misy zazakely akaiky eo !
3. diamondra27 ( 02/02/2007 20:24)
misy fandeferana ihany hono le izy vao voalazan'ny TV teo @ info , tany @ hoptaly psy Ste-Anne, tsy possible ny hanatanterahana an'io lalàna io pour l'instant satria olona marary saina no iarahanao miasa sy miaina.

mety mila fiomanana mba tsy hi peter le plomb ry zalahy
4. diamondra27 ( 02/02/2007 20:25)
watafon:

xxx: le fofona indray aloha tsy d mampaninona anà e! fa ny fahafantarana ny effet-ny no mahatonga anà miteny foana rehefa misy oul mifoka @ toerana tsy tokony azo hanaovana izany ! indrindra rehefa misy zazakely akaiky eo !


misy olona tena refa mifoka sigara be loatra de manara-pofona e! tsy vitan'izay ihany fa ny loha-tanany mavomavo


5. xxx ( 02/02/2007 20:32)
:@:@:@, tsy misy hevitra fa:@:@:@:@:@
6. kitjo ( 03/02/2007 21:24)
lay effet tokoa aloha no grave @ le second hand smoking ouziz ny sasany izay

ny aty moa efa hatry ny ela no tsy azo ifohana mihitsy raha vao toerana anatina trano sy izay rehetra misy clim na ventilateur

vao haingana taty no hoe tsy azo ifohana koa ny toeram-pisakafoanana ety ivelany..sarotra ihany aloha fa mora zatra ihany ny olona raha ampiharina ny lalAna

ny aty efa lasa lavidavitra ihany ka ny manaraka izao ny hoe @ boite de nuit...asa raha possible io fa na ny fandinihina ilay lalAna aza naharitra mitsy t@ ty
7. simplex ( 03/02/2007 21:39)
8. Zina ( 04/02/2007 04:54)
Tsy maha salama e
9. booboo ( 06/02/2007 09:03)
xxx, simplex > ndana moa jereo ny havokavokareo f'efa nivadika autoroute goudronnée zay hihihihi
10. nikopol ( 06/02/2007 19:16)
Entina ampahendrena fotsiny ka. Raha mino tsy maninona mihintsy io.
11. fijo ( 07/02/2007 21:28)
za koa tsy mahatanty sigara io,fa ny fanjakana anie tsy hita be ihany e.rarana ny mifoka sigara,eka ouz,nefa iza no mivarotra io sigara io???tsy ny fanjakana ihany ve?
12. kitjo ( 08/02/2007 16:56)
ka na fanjakana aiza na fanjakana aiza dia ny sigara sy alikaola no anisan' ny mampiditra hetra betsaka indrindra ka tsy azony foanana mihitsy

@ resaka oe lalAna sns fts no amboamboarina ary aosiky ny fanjakana mafy ry zareo orinasa hanampy ny firaha-monina sy hanao asa sosialy..
13. xxx ( 08/02/2007 17:21)
:@:@:@:@:@:@:@
14. Zina ( 08/02/2007 18:33)
Tsisy zavatra tsara azo @ sigara ry reto a...
mihintsana ndray ary ny nify @ io ko..
15. Fiffi ( 09/02/2007 19:38)
de hoe ahoana hono zany ny hoe "Liberté , Egalité , Fraternité" le liberté no nahatezitra ny mpifoka sigara......
16. watafon ( 09/02/2007 20:43)
Zina:

Tsisy zavatra tsara azo @ sigara ry reto a...
mihintsana ndray ary ny nify @ io ko..

tena marina mihitsy io fa tsy mahakivy andry zareo mihitsy e !


17. fijo ( 09/02/2007 23:09)
fiffi an,nyliberte kosa anie tsy natao hanimbana ny fahafahan'ny sasany e.
heritrereto ity:
misy mifoka sigara eo akaikiko,de lasa aty amiko ny setrokany.(izany hoe ny maloton'ilay sigara)
de mba lasa koa aho misotro lebiera de alefako any aminy ny pipiako,(maloton'ilay labierako)faly ve izy???
18. niryna ( 10/02/2007 04:24)
Samy nomena fahalalana avy isika ary na tenenina aza ilay olona dia tsy miheno.Manaraka ny fofona aloha ilay izy ary miteraka aretina fa izay no safidiny.Izaho aloha tsy mahataty mipetraka na maheno olona mifoka sigara fa matetika tapenako ny oroko ary mihazakazaka aho fa tena marary be ny andoako.
19. Fiffi ( 10/02/2007 08:36)
marina akia zany fijo an ! fa ....nahoana aza efa fantatra zao ny zava-dratsy vokatr'io no mbola varotana hiany ?
heu....ny gouvernement ange zany no tena manaonao foana eh ! mody hatao daholo zao lalàna sy fampiankarana ny vidin'ny sigara zao nefa izy hiany no tena mahazo tombony !
20. andry08 ( 10/02/2007 11:53)
Fiffi an! tena marina fa manaonao foana nefa tsy maintsy hampitandremana hono ny olona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2002