sigara sigara enfin
22. watafon
(
10/02/2007 15:53)
xxx:tsy aleo v zvt hafa e ! :-D
Fiffi: k resa-bola doly no mahatonga azy tsy hanafoana ny fivarotana an'io ange e!
Marihiko fa le "tabagisme passif" izany hoe fifohana tsy nahy avy @ setroky ny mpifoka , dia grave kokoa e !
Fiffi: k resa-bola doly no mahatonga azy tsy hanafoana ny fivarotana an'io ange e!
Marihiko fa le "tabagisme passif" izany hoe fifohana tsy nahy avy @ setroky ny mpifoka , dia grave kokoa e !
23. kitjo
(
11/02/2007 15:14)
ka na fahafahana aza refa manelingelina ny hafa tsy mey ko!!!
za aloha dia mba efa nanandrakandrana fa d eee..tsy hitako mitsy zay dikany fa dia manala azy fts...
d variana aho refa mahita le olona mimenomenoa marary andoha ts mahita sigara na hoe te-handoa refa avy mikaly ra vo tsy mifoka sigara!!!!

24. Fiffi
(
11/02/2007 15:19)
xxx: humm...:-D
wata: heu...tena marina ny andry io an ! le tsy mifoka no voa be kokoa ....
(de ahoana re zany eh ? )
wata: heu...tena marina ny andry io an ! le tsy mifoka no voa be kokoa ....
(de ahoana re zany eh ? )
25. mbolasoa
(
11/03/2007 13:15)
manaiky za oe ratsy ny sigara nefa tsoriko fa tena sarotra @ mpifoka ny miala @io; ny nahaafaka anà d nahita ny karazan'aretina aterany, isaky ny mifoka za de eritreretiko ny mety ho fahorina raha oe marary eo za sy ny mety ho état-ko rehefa ratrizay antitra, mila oentina am-bavaka koa, mahereza e
26. tolona
(
10/04/2007 01:02)
mila tohana psychologique be avy @ manodidina azy ny ol eo andalampialàna ,fa tsy afaka mora na de misy aza reo substitut nicotinique