Fahatezerana.

1. niryna ( 31/01/2007 18:02)
Aretina mikiky ny fahatezerana ary mety manimba ny vatana,saina ary fanahy mihitsy raha tsy voatandrina sy miova ny toe-tsaina.
Ny fahatezerana dia vokatry ny zavatra mitranga ao anatin-tsika na zavatra hiainantsika ary rehefa misy zavatra manembatsembana ny ao an-tsainao.Indraindray isika dia tsy manaiky ny fahadisoana ary raha mangataka hevitra amin'ny olona isika dia indraindray izay tenenin'ny olona amintsika indray no mahatezitra antsika'
Inona no vahaolana tokony hialana amin'izany/
répondu par niryna le 12/02/2007 02:03
2. mbaliana ( 31/01/2007 19:38)
raha tsy mivoaka koa nefa ny fahatezerana dia mankarary fo
3. fanaina ( 31/01/2007 21:17)
aleo hivaoka raha mbola azo hatao ny mamoaka azy!!
4. sitlo ( 31/01/2007 22:36)
misimisy ihany hoy ny tsy mahay manisa.
ireto ohatra:

:-* :* :lol: o^o :@ :-$
5. patrick2002 ( 01/02/2007 04:13)
tokony hametra-panontaniana ny olona iray hoe hatraiza ny fahamarinany hevitro ,ary aiza ny positive @ fomba fijerin'olona iray ,kahanana tolerance @ireny olona tsy mitovy fijery amintsika ireny,izany anefa tsy midika fa tsy tokony hijoro @ hevitrao ianao.
Ny olona tezitra lava dia olona manana complexe de superiorité.
6. fijo ( 01/02/2007 05:30)
aza mora tezitra izany e,alaivo mora eny foana ny fiainana fa tsy mora miakatra izany
7. niryna ( 01/02/2007 16:22)
mbaliana:

raha tsy mivoaka koa nefa ny fahatezerana dia mankarary fo

Avoaka fa tsy hanimba zavatra:roll:

8. niryna ( 01/02/2007 16:23)
fanaina:

aleo hivaoka raha mbola azo hatao ny mamoaka azy!!


Ahoana no amoahanao azy?
9. niryna ( 01/02/2007 16:27)
sitlo:

misimisy ihany hoy ny tsy mahay manisa.
ireto ohatra:

:-* :* :lol: o^o :@ :-$

Ireo rehetra ireo ve izy daholo sitlo?

10. niryna ( 01/02/2007 16:30)
patrick2002:

tokony hametra-panontaniana ny olona iray hoe hatraiza ny fahamarinany hevitro ,ary aiza ny positive @ fomba fijerin'olona iray ,kahanana tolerance @ireny olona tsy mitovy fijery amintsika ireny,izany anefa tsy midika fa tsy tokony hijoro @ hevitrao ianao.
Ny olona tezitra lava dia olona manana complexe de superiorité.

Misy fitombonany io ary misy koa inferiorite(oops tsy misy accent ny ordinateur-ko).Misy zavatra maro no mety

11. niryna ( 01/02/2007 16:30)
fijo:

aza mora tezitra izany e,alaivo mora eny foana ny fiainana fa tsy mora miakatra izany


toa tonga ihany io rehefa zavatra tsy ampoizinao iny avy amin'ny olona kou
12. fijo ( 01/02/2007 22:53)
eny e,olombelona ve moa tsy hotezitra,fa aza atao be loatra sy matetika.
13. diamondra27 ( 01/02/2007 23:44)
miezaha mba tsy ho tezitra elabe e!

ny tena mahagaga asa na efa nodinihinareo fa raha misy olona tezitra manoloana anareo ka raha ihomehezana dia vao maika romotra be izy. Andramo ange e!:-D:-D

Rehefa afaka ny fony dia miverina @ laoniny izy e! Raha tezi-dava 'zany kosa aloha dia mora antitra e!


La vie est belle e!:D
14. Zina ( 02/02/2007 03:56)
Mitezera fa aza manota:lol:
15. niryna ( 02/02/2007 15:58)
diamondra27:

miezaha mba tsy ho tezitra elabe e!

ny tena mahagaga asa na efa nodinihinareo fa raha misy olona tezitra manoloana anareo ka raha ihomehezana dia vao maika romotra be izy. Andramo ange e!:-D:-D

Rehefa afaka ny fony dia miverina @ laoniny izy e! Raha tezi-dava 'zany kosa aloha dia mora antitra e!


La vie est belle e!:D


Hay koa ianao efa mahatsapa an'io:P efa noteneniko io ary efa mpitranga ahy matetika.Misy olona mora tezitra koa izy efa tezitra izaho tsy any.

16. mbaliana ( 02/02/2007 20:44)
niryna> mazava ho azy fa raha ohatra ka misy mahatezitra anao ary hitanao fa tsy tokony hihatra aminao zany zavatra zany, dia avoahy ny fahatezerana satria raha tsy tezitra ianao dia ataon'ny olona fanao aminao le izy... alohan'ny hitezarena aloha dia hamarino tsara ny zavatra henonao sao koa mantsy fanosoram-potaka fotsiny koa...

17. mbaliana ( 02/02/2007 20:52)
raha tsy mivoaka koa mantsy le izy dia ho iny foana no eritreretinao dia ianao no harary voalohany eo.. (izay aloha no mahazo ahy e)

Za zao miaro tena amin'izay .. raha hitako fa tsy rariny dia avy aho amin'ny angady sy ny harona.. tsy tsitsiako vava mihitsy.. ary any amin'izay marary azy mihitsy no tena itsiako be zao... amin'izay aho dia tsy marary fo rehefa avy eo...hajain'ny olona koa ianao rehefa avy eo fa mieritreritra impito izy vao resahiny aminao na ataony aminao le izy fa mangina ary miala tsiny impolo kosa aloha za rehefa hitako fa diso
18. tywa68 ( 03/02/2007 07:26)
diamondra : =D la vie est belle !
mbaliana : marina zany, d rehefa mahafinaritra dia ampitambazina =))=))
19. niryna ( 03/02/2007 17:46)
mbaliana:

niryna> mazava ho azy fa raha ohatra ka misy mahatezitra anao ary hitanao fa tsy tokony hihatra aminao zany zavatra zany, dia avoahy ny fahatezerana satria raha tsy tezitra ianao dia ataon'ny olona fanao aminao le izy... alohan'ny hitezarena aloha dia hamarino tsara ny zavatra henonao sao koa mantsy fanosoram-potaka fotsiny koa...



Tsy maninona hono ny mamaoka ny hatezerana ary miresaka amin'ilay olona mahatezitra anao fa matetika tsy mety manaiky ho diso isika
20. xxx ( 06/02/2007 07:17)
ny fahatezerana dia efa ao anaty ka raha misy manembatsembana an'ilay olona dia ny hafa no hamaharany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7541