mba torohevitra reto a

1. pirinakely ( 31/01/2007 14:24)
slt,daoly
Efa ela za no naniry zaza,vao 6mois zay no nahavita ny mariaziko,marihako aloha fa efa nisy taminy olona niaraka tamiko taloha dia nesorina
Zao mijaly mitady,nisy olona nanoro hevitra ihany za dia miotra za zao,amizao milaza io olona io fa bevoka za 2 mois eo,ny regle anefa mande nefa kosa ny sibne de grossesse hafa misy,
narary ary za ka tsy maintsy nande dokotera,ary nanao test ka negative ary nilaza dokotera fa tsy mety ny miotra ary tsy possible hita touché ety ivelany zany fa tsy maintsy touché anaty,ny kibo anefa mitombo,ka inona no tena marina ra mba misy dokotera dia mba omeo hevitra na avy aminareo efa bevohoka
répondu par fijo le 10/02/2007 06:09
2. booboo ( 31/01/2007 15:07)
sao manao grossesse nerveuse kounkou Pirinakely ? :wink:

3. watafon ( 31/01/2007 15:35)
pirinakely : raha vao 6 mois ange mbola vetivety ihany zany e! hoavy foana io fa aza manahy e ! raha mieritreritra b loatra enao d manjary manjary miseho le voalaza eo ambony oe: Grossesse nerveuse , ny kibo ftsn no miha-lehibe fa tsy misy zaza akory ao anatiny!
4. xxx ( 31/01/2007 15:39)
Mandehana mijery dokotera hafa manao radio sy ny sisa fa sao dia misy aretina miafina izany kibo mihalehibe izany nefa tsy bevohoka akory. Tsy te-hampatahotra aho fa mba manoro hevitra!!! Efa nahita ohatr'izany aho mantsy ka aleo mailo!!! Dia manana faharetana e!!
5. watafon ( 31/01/2007 15:45)
xxx:possible tokoa ny voalazanao fa misy tokoa mantsy ireo aretina mety hampitombo habe ny kibo( fibrome, kyste,...),tonga dia gynécologue jerena raha hande DR ianao ry pirinakely an !
6. hantakely ( 31/01/2007 20:49)
Aza matahotra ny tsy hahazo zaza izany akia fa tonga foana io ,raha tsy nanana mihintsy ianao no tokony hanahy fa mila mandeha gyneco fotsiny de manarka izay ampanaoviny fa raha izaho aloha tsy dia matoky mpanotra e!,sady hevitra atolotra anao de aza dia eritreretina loatra fa ho avy fotsiny eny io.
7. fijo ( 31/01/2007 22:44)
mahereza e
8. sitlo ( 01/02/2007 01:56)
Raha vao miditra ao an-trano ilay mpanotra tonga dia felao.

Misy hoe rezus izay, dia tsy tadidiko ny fomba fandehany fa misy karazan'olona in-dray ihany no afaka miteraka.
9. patrick2002 ( 01/02/2007 05:53)
manana faharetana ,fa ny any vehivavy mora tsaboina io, tsy ohatry ny any lehilahy raha vao vita dia mandrakizay ,satria ny gene mihintsy no voa.
10. tywa68 ( 01/02/2007 06:30)
pirinakely : fa maninona no tsy mandeha mijery mpampiteraka (gynéco-obstétricien)mihitsy mba manao examens tena izy ?
Io voalazan'i hantakely io ê ! ho avy eo ihany fa aza eritreretina loatra !
11. loula ( 01/02/2007 07:05)
Salut ianao an! Aza mba mihotra izany, fa manatona an'i Dr HARY(gynécologue lehilahy io), homeko anao ny tél_ny 22-608-80. Ao @ village des jeux ao Ankorondrano no misy ny cabinet_ny, dia araho tsara ny toroheviny, alamino ny saina fa tsy maintsy hahazo zaza foana ianao e! bonne chance!!!
12. perfect ( 01/02/2007 10:42)
mailomailo ihany,fa nisy akama mpivady izay,niotra t@ olona tany @ faritra avaradrano iny (tana)dia nitombo tokoa ny kibo,tsy nisy intsony ny regle,nihetsi-jaza fa hoe hiteraka de nandeha tany @ hopitaly dia niverim-potsiny fa tsy misy n'inoninona tao anaty kibo,t@ fotoana nitondrana ilay kibo dia nafaparan'ilay olona izy mivady tsy hanantona doc miitsy,tantaraiko ihany io sao ohatr'izay ny fisehony,mailomailo wa
13. xxx ( 01/02/2007 10:53)
pirinakely:

slt,daoly
Efa ela za no naniry zaza,vao 6mois zay no nahavita ny mariaziko,marihako aloha fa efa nisy taminy olona niaraka tamiko taloha dia nesorina
Zao mijaly mitady,nisy olona nanoro hevitra ihany za dia miotra za zao,amizao milaza io olona io fa bevoka za 2 mois eo,ny regle anefa mande nefa kosa ny sibne de grossesse hafa misy,
narary ary za ka tsy maintsy nande dokotera,ary nanao test ka negative ary nilaza dokotera fa tsy mety ny miotra ary tsy possible hita touché ety ivelany zany fa tsy maintsy touché anaty,ny kibo anefa mitombo,ka inona no tena marina ra mba misy dokotera dia mba omeo hevitra na avy aminareo efa bevohoka

Tsotra fotsiny ndana mijery dokotera de manao echo de hita eo ny valiny fa tsy ny otra na ny filazan'ny olona no ahafantarana fa bevoka

14. Zina ( 01/02/2007 19:31)
miala tsiny fa za tsy mba matoky mpanotra zany ...:(
15. pirinakely ( 02/02/2007 07:17)
Misaotra betsaka anareo @ torohevitra ,hanao echo mihitsy za @ lundi zao dia teneniko anareo ny valiny dia mbola misaotra @ torohevitra
16. watafon ( 02/02/2007 15:33)
d miandry zany zay kou !
17. pirinakely ( 05/02/2007 15:11)
slt daolo e
Vita ny echo tsisy tokoa lay izy,uterus vide,dia hanapakevitra za fa tsy hiotra any ntsony fa misy traitement ataonilay dokotera dia izy no hanaramaso ahy dia mbola mamerina ny fisaorana anareo rehetra taminy torohevitra,miasa foana moa dia tsy afaka miditra firy
bye daolo
18. Zina ( 05/02/2007 18:51)
pirinakely tsara izany,
dokotera ihany aky andehanana a... mandana makany @ wata fa izy dokotera.
mahereza o:-*
19. booboo ( 05/02/2007 21:21)
tondé gynéco mihitsy mankony

az'fady Watafon a :°):°) hihihihihihihi
20. robin ( 06/02/2007 17:34)
Marina tokoa !
Fa izao koa : ny 50% ny fahamomban'ny mpivady dia avy amindrangahy fa ianao aza izany efa nanana !!!
De mba ento mizaha radoko koa izy...
Ny fisainana hoe ny vavy ihany no tsy miteraka dia ny lahy any fotsiny diso...
Afatsy hoe tsetsina ilay fantsona kely roa mampitohy ny tranonjaza sy reo atody mpamokatra ny tsirin'aina vavy noho ilay iray nasorina...
Fehiny aza ianao irery no mamonjy radoko fa nareo mivady... 6 volana... vao tsy ela izany...kezaho e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.234