mba torohevitra reto a

21. pirinakely ( 08/02/2007 07:49)
Dia miarahaba anareo ndray,mbola misaotra e,ny ray amandreniko koa niteny zany mba ento mijey radoko ny koa ny vadinao satria lay hoe efa nisy teo aloha sady izay efa lehibe 42ans zaho 29ans,nefa koaanie reto misy lela 60taona ary mbola miteraka e,@ semaine ambony zao za manao analyse dia hita eo ny valiny,mety marina koa ny teniny robin hoe tsetsina satria misy perte be zaho
Zay ndray aloha fa manome vaovao eo ihany
22. fijo ( 10/02/2007 06:09)
ka io tsy ny taona no mifehy azy ny an'ny lehilahy ka.fa ny fahasalamany mihintsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1916