Pourqoui on vit, pourqoui on meurt???

1. xxx ( 29/01/2007 00:30)
La question nous pose: Pourqoui on vit, pourqoui on meurt???
répondu par prime le 01/02/2007 11:07
2. xxx ( 29/01/2007 01:01)
miaina aho mba hahafaly ny tenako sy hanasoa ny manodidina ahy. Maty aho satria vitako ny zavatra tokony nataoko. :lol:
3. LazaDaddy ( 29/01/2007 01:34)
xxx:
La question nous pose:
8O:-D
xxx:
Pourqoui on vit, pourqoui on meurt???
Pour apprendre comment conjuguer un verbe pronominal en français =))
4. xxx ( 29/01/2007 02:15)
hihiiiiiiiiiiiii, ah oui Lazadaddy, tu vis pour "apprendre comment conjuguer le verbe pronominal en français???"
5. cutie ( 29/01/2007 02:43)
6. LazaDaddy ( 29/01/2007 04:20)
@ izay mba mety ahafantatra hoe "la question se pose" no izy fa tsy "ta question nous pose"....

sa kosa io nadika ara-bakiteny avy t@ teny gasy hoe "mipetraka amintsika ny fanontaniana" =))
7. diamondra27 ( 29/01/2007 07:39)
za wa tsy tia kestion @ teny vahiny fa gasy ihanyyy

fa maninona no misy tsy voafafa refa manokatra size @ teny hafa nefa ny sasany tonga de voafafa?

:twisted::twisted::twisted:

Sa mbola natory ndray le mpamafa azy?

Pourkoi pourkoi?



Parce ke .....
8. diamondra27 ( 29/01/2007 07:40)
Il fo repondre en français ou en malgache?:-P:-P
9. prime ( 29/01/2007 10:09)
LD> =D:-D:-D
diams> en "frangasy"... :-D:-D ze tianao ihany...:-P:-D
10. Fiffi ( 29/01/2007 14:58)
tsy hay hoe inona no tokony valiana ato na inona......:roll:
11. xxx ( 29/01/2007 15:53)
Rehefa tsy mahatanty dia mijanona ry xxx fa aza mametraka fanontanian'ny zaza an!
12. xxx ( 29/01/2007 19:20)
tsy ho hety foana ve na valina gasy na valina frantsay eeee, sady ny hevitra sy ny vahaolana anie no zava-dehibe eeee.
13. cutie ( 29/01/2007 19:26)
:-w:-w:-w:-w
14. xxx ( 29/01/2007 19:32)
Pas de discussion de grammaire ici.....mais l'essentiel c'est l'idée et la résolution. En plus chacun a son choix....fait que, faites-vous comme vous voulez.
15. xxx ( 29/01/2007 20:25)
refa tsy mahita havaly ianao ry XXX de miala tao an...hevitra ny azy mba te-hahalala ny hevitrareo koa izy. refa tsy manankambara de miala fotsiny de vita.
16. xxx ( 29/01/2007 20:38)
Amiko manokana kaloha tsy resaka fianarana grammaire ny ato ry lazaddady fa resaka fifanakalozankevitra sy vahaolana...fa refa tsy manankevitra ianao @ fanontanin'olona de miala fotsiny...fa tsizy tokony hidirana fitsarana fitsipipi-tenenana mitsy eto. Satria na ianao io aza mandiso manoratra ny teny gasy koa azo antoka.
17. li1234 ( 29/01/2007 20:53)
Hoy i xxx, pourqoui on vit, pourqoui on meurt???
Satria fanomezana avy @ andriamanitra ny fiainana ary nikasany ho mandrakizay izany, tsy tanteraka moa ilay fikasan'antra satria noho ilay menarana namitaka an'i Eva,de nihinana ilay voankazo voarara, ilay olombelona voalohany, de lasa nisafidy ny tsy hotapahin'atra ny olombelona fa hanapa-tena samy irery, de lasa tsy lavorary ny olona ary mety maty.

Noho izany, miaina aho satria fanomezana avy @ atra ny fahatongavako teto antany, ary zava-dehibe zany, noho izany ary afaka ny mifaly @ fiainana aho, ary afaka mifanampy sy mifanasoa ary mifankahery @ ny mpiara-belona amiko, zay no antony hivelomako. Maty kosa aho satria olombelona tsy lavorary aho, mety maty. fa manantena kosa ny fitsanganana @ maty.
18. LazaDaddy ( 29/01/2007 20:56)
xxx> izaho angaha niteny taminao hoe fianarana grammaire ny ato @ serasera? (Na dia fianaraNAO ao ambadiky ny xxx aza)

io ny valin'ny fanontanianao:

[size=14]pour apprendre conjuguer un verbe pronominal en français[/size] =))
19. cutie ( 29/01/2007 20:58)
li1234 [ Valio ] 29-01-2007 21:53:01
Lohateny : Re : Pourqoui on vit, pourqoui on meurt???
Hoy i xxx, pourqoui on vit, pourqoui on meurt???
Satria fanomezana avy @ andriamanitra ny fiainana ary nikasany ho mandrakizay izany, tsy tanteraka moa ilay fikasan'antra satria noho ilay menarana namitaka an'i Eva,de nihinana ilay voankazo voarara, ilay olombelona voalohany, de lasa nisafidy ny tsy hotapahin'atra ny olombelona fa hanapa-tena samy irery, de lasa tsy lavorary ny olona ary mety maty.

Noho izany, miaina aho satria fanomezana avy @ atra ny fahatongavako teto antany, ary zava-dehibe zany, noho izany ary afaka ny mifaly @ fiainana aho, ary afaka mifanampy sy mifanasoa ary mifankahery @ ny mpiara-belona amiko, zay no antony hivelomako. Maty kosa aho satria olombelona tsy lavorary aho, mety maty. fa manantena kosa ny fitsanganana @ maty

miombon-kevitra:lol:
20. Zina ( 29/01/2007 22:21)
Pourqoui on vit, pourqoui on meurt???

andana anontanio Andriamanitra....ataovy am-bavaka ao..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2589