Pourqoui on vit, pourqoui on meurt???

21. cutie ( 29/01/2007 23:35)
andray ry zina
za koa eto mba miteny an-jy we mba moramora ty vava:-D
22. xxx ( 30/01/2007 00:11)
Aza miresaka zavatra tsy hitan'ny maso sy tsy azo hantoka hoa ry lazadaddy...zay ange le tsy mety eeee,zay ange le mifosa sy mampiady...Olona efa samy lehibe sy nianatra avy isika ireto, tokony hifampahery sy hifampandroso ary hifampianatra sy hisaintsaina ny mahakasika ny baiboy....

hitanao angaha i XXX nianatra grammaire mangina tany @ XXX tany....zay le tsy mety zay. refa tsy manana hevitra hatolotra de mangina fotsiny.

ra ny handeha-hi- "apprendre comment conjuguer le verbe pronominal en français no anton'ny hivelomanao eto antany...de anao manokana zany...ary zany atramin'ny ankizy madinika vao 1taona mahay mi-conjugue an'izany...tsisy hampianarina iznay eto".

Fa samy manana ny fomba fiteniny sy ny fanehoany hevitra fotsiny eo de vita, valina izy ra te-hamaly ianao, mangiana ra tsy manana hevitra ianao. fa tsy ianao no handeha hampiady vahoaka eto tsy akory!
23. LazaDaddy ( 30/01/2007 03:35)
xxx:
hitanao angaha i XXX nianatra grammaire mangina tany @ XXX tany....zay le tsy mety zay
ny hitako aloha dia eto, ooops io ambony io misy :). Misy te hampiseho angaha hoe tsy mahay teny Gasy kanefa teny gasy no adika ara-bakiteny @ teny frantsay. (mipetraka amintsika ny fanontaniana :-D )


24. xxx ( 30/01/2007 04:43)
"ny hitako aloha dia eto, ooops io ambony io misy . Misy te hampiseho angaha hoe tsy mahay teny Gasy kanefa teny gasy no adika ara-bakiteny @ teny frantsay. (mipetraka amintsika ny fanontaniana )"


Ka maninona moa...inona no hidiranao @ zay fiainany any......ary azy zany...inona no hampetsibolomaso anao @ zany hakory na dia kely aza????
25. xxx ( 30/01/2007 04:55)
Efa mazava io tenin'i XXX io oe:"l'essentiel c'est l'idée et la résolution. En plus chacun a son choix....fait que, faites-vous comme vous voulez."

T:sy hitako ze olana::-D...Miombokevitra aminy aho :*.
26. LazaDaddy ( 30/01/2007 04:55)
inona tokoa moa no hidirako @ fiainany any? :-D Fa izaho mamaly ny fanontaniana napetrany dia ianao no tezitra nefa aho mamaly fanontaniana :-D (raha tsy hoe ianao ihany io):)
27. LazaDaddy ( 30/01/2007 04:58)
[size=14]La question nous pose:[/size] :-D maninona ny xxx sasany no tezitra rehefa mamaly ny fanontaniany ny mpikambana? =)) Kanefa anie tsy misy mahafantatra hoe iza io xxx io afa-tsy ny mpiandraikitra maromaro ihany e :)
28. xxx ( 30/01/2007 05:28)
La question nous pose: maninona ny xxx sasany no tezitra rehefa mamaly ny fanontaniany ny mpikambana? Kanefa anie tsy misy mahafantatra hoe iza io xxx io afa-tsy ny mpiandraikitra maromaro ihany e



ka ny anao kosany tsy famaliana tsara ny fanontanian'ny namana fa faningavingana sy tsy fanaovana tsinotsinona azy, ka aiza moa ny XXX sasany tsy ho tezitra. matoa izy mametraka fanontaniana, amiko manokana mba te-hahazo vaha-olana mahafa-po avy any aminao:-* izy, tsy haiko kaloha.
29. majesty ( 30/01/2007 09:22)
Nenah zao le xxx mintsy no fanontaniana mipetraka ato an-tsaiko hoe iza ary? satria bdb loatra le xxx dia tsy hay intsony hoe iza no iza
30. prime ( 30/01/2007 15:47)
Ny fiainana dia Kristy, ny fahafatesana no tambin'ny ota... maninona izany isika no velona? satria nataon'Andriamanitra hiadana ao amin'i Kristy... maninona no maty? satria nanota...
31. tywa68 ( 30/01/2007 15:55)
prime : =D=D

Lazadaddy : valio ny fanontaniana fa aza mandrangitra olona !
32. Zina ( 30/01/2007 17:58)
cutie [ Valio ] 30-01-2007 00:35:53
Lohateny : Re : Pourqoui on vit, pourqoui on meurt??? andray ry zina
za koa eto mba miteny an-jy we mba moramora ty vava


cutie a
ilay oe pourkoi on vit....
ka Andriamanitra anie no namorona antsika e... izany kestion tsy vovaliana. ka marina sa tsia io ?

fa ity kosa aloha azo valina e...ilay oe pourkoi on meurt???
dia "le salaire du péché c'est la mort"...

azafady fa maika be za omaly ka votambatra tao daholo ny rehetra
33. Zina ( 30/01/2007 18:01)
ooppsss kay efa navaliny i prime ^:^
34. cutie ( 30/01/2007 19:06)
:lol:
35. xxx ( 01/02/2007 01:23)
Merci bien pour vos commentaires!
36. prime ( 01/02/2007 11:07)
cutie> :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1802