Fanontaniana.
1. xxx
(
28/01/2007 04:00)
Misy tantara kely ity...
Namako tsotra izy, tsisy inoninona eo aminay, fa mpinamana fotsiny tahaka ny olondrehetra ihany. Ny mahavarina ahy kanefa dia mifampibanjina foana ny masonay de avy eo samy miara-miondrika, na za no mitsôka ny masony fa tsy mahatanty jereny refa sendra tafahaona amina fivoriana reny izahay,refa miala le fivorina zahay avy eo de tsisy suite-ny. Inona no dikan'izany aminareo?

répondu par xxx le 02/02/2007 15:35
4. xxx
(
28/01/2007 18:14)
za dray kaloha tsy de niheritreritra ny ho hitia azy,satria izy tsapako fa be mpitia, fa ny tsy tiko de le masony mijery ahy foana de lasa tafa-jery azy foana koa aho, mikezaka aza aho ny hanalavitra azy kanefa tsy mety... satria ny olona tsy ho hafaka ny hiolona irery.
5. chipie1
(
28/01/2007 20:10)
tonga dia teneno hoe " andao tsika hampiady maso hoe " zay iray maharesy , ataovy resaka manala azy aloha dia hitanao eo ny tohiny ...:lol:
8. xxx
(
29/01/2007 03:55)
hihiiii, cutie...tsy lazany hoe fa olona iza koa ianao no tsy azo jerena hihiiiiiiiii,maso mijery angaha mitondra mody hihiii ozy, hitako sarotra le manontany fa de aleo oe de mijanona @ zao fotsiny...
13. Zina
(
31/01/2007 04:02)
za dray kaloha tsy de niheritreritra ny ho hitia azy,satria izy tsapako fa be mpitia, fa ny tsy tiko de le masony mijery ahy foana de lasa tafa-jery azy foana koa aho, mikezaka aza aho ny hanalavitra azy kanefa tsy mety... satria ny olona tsy ho hafaka ny hiolona irery.
ny maso dia zavatra important ao @ fitiavana ka raha matoa mijery anao foana izy eeeeeee misy Raha ao hihihih
Misy zavatra manaitra an'azy ao @-nao
14. xxx
(
31/01/2007 18:50)
zany ve Zina...misaotra anao t@ hevitrao. za manokana kaloha ny mijery hoy aho toy ny olona rehetra ihany miala teo de samy barakay...fa angamba mety possible ny anao, ho hitantsika eo ihany akia an , mifanalavitra mantsy zahay, fa refa mivory de misy ny mi-deplacer, ho hita eo ihany ny tohiny ok! merci à toi.
15. tsikikely
(
01/02/2007 12:26)
Ny mijery tsy mitondra mody, fa ianao koa alou maninn no mijery azy é ?
17. andry08
(
01/02/2007 17:26)
Ka tsy aleo aza izy mijery anao mivantana noho ny fahatsorany ? Aza mandefa heritreritra lavitra be sao tsy misy hevitra ambadika akory vao ho menatra eo ianao.8)
18. xxx
(
01/02/2007 17:36)
teneno izy hoe
inona no jerijereny ?
za anga mpanakareny ?
dia aona moa le tohiny ry reto tsy tadidiko tsony 8O
inona no jerijereny ?
za anga mpanakareny ?
dia aona moa le tohiny ry reto tsy tadidiko tsony 8O
20. sitlo
(
01/02/2007 18:00)
tsindroniko ny antsy eo tena
(tsy izaho no namoana ny resaka teto an)
ari.malala> ilay xxx novaliako
(tsy izaho no namoana ny resaka teto an)
ari.malala> ilay xxx novaliako