Fanontaniana.

21. andry08 ( 01/02/2007 18:06)
=))=))=))
22. xxx ( 02/02/2007 02:08)
sitlo, :-D
23. xxx ( 02/02/2007 02:09)
andry08, marina ny anao!
24. xxx ( 02/02/2007 02:13)
tsikikely,
ka izy mijerijery anay, mahasosotra anay, ka aiza zay tsy hijery hidiridiry azy? mahasosotra tssss, angaha tsisy olona afa-tsy zay eo jereny foana, mahasstra tssss, ny mampiomehy za ndray no mitsokabe azy avy eo sady tezitra hihiiiii.

eny oa eee, lazana oe, inona jerijerena izy @ manaraka...za ngaha panakarena....
25. cutie ( 02/02/2007 03:08)
eny oa eee, lazana oe, inona jerijerena izy @ manaraka...za ngaha panakarena

ie:-D
26. Zina ( 02/02/2007 03:26)
xxx [ Valio ] 31-01-2007 19:50:54
Lohateny : Re : Fanontaniana.
zany ve Zina...misaotra anao t@ hevitrao. za manokana kaloha ny mijery hoy aho toy ny olona rehetra ihany miala teo de samy barakay...fa angamba mety possible ny anao, ho hitantsika eo ihany akia an , mifanalavitra mantsy zahay, fa refa mivory de misy ny mi-deplacer, ho hita eo ihany ny tohiny ok! merci à toi.


dia lazao anay oe aky oe nanao ahona ilay izy an:-*
27. xxx ( 02/02/2007 15:35)
Zina,ié lazako indry refa mifankahita @ fivorina ndray zahay @ manaraka.:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9701