Inona no azo tsoahina tao amin'ny GEN:22 Abrahama/Isaka

1. niryna ( 27/01/2007 07:34)
Raha nanaraka ny baiboly Gen 20 isika ka namaky ny hevitry ny namana dia mety nahita irika kely ihany hamaliana azy.Raha toa ka ny hevitra nomena fotsiny no vakiana ary tonga dia valiana dia mety sahirana vao nahita valiny raha tsy hoe nanohy namaky baiboly:D saingy mba tiako hamaky sy hikanikany hiaraka ny namana hafa ianareo sy mijery ny hevin'ny hafa vao tonga dia mamaly 8O8OMiala tsiny e miala fondro.:cry::cry:
Misy efa voatenin'ny sasany,ireto misy fanampiny.
Andriamanintra sy Abrahama dia samy ray.
Jesosy sy Isaka dia samy zanaka
Atra dia nanolotra ny zanany hanala ny otan-tsika ka natao fanatitra izany ny zanany Jesosy.
Abrahama dia nirahin'Atra hanao fanatitra ny zanany Isaka.
Samy nahafoy ny zanany lahy izy .Jesosy ary Isaka.
Natao fanatitra i Jesosy teo amin'ny hazo fijaliana ka izy no nilanja ny hazo fijaliany.
Isaka dia natao fanatitra ihany koa ary izy no nitondra ny bozaka hodorana hanaovana fanatitra.
Jesosy zanaka lahitokana izay tsy foin'Atra kanefa dia nomeny ho antsika hisolo ny helontsika.
Jesosy dia ondry lahy no natao anarany na Lamb.
Rehefa tena natoky an'Atra i Abrahama dia nomeny an'Atra Isaka , zanaka lahitokana izay sahin'i Abrahama ny namoy azy ho fitiavany sy finoany an'Atra
Atra dia nitsodrano an'i Abrahama sady izy no rain'ny firenena rehetra(father of nation) ka avy amin'ny taranany no hipoitra ilay mesia.(God bless the nation through him)
Isika rehetra kosa dia nahazo tsodrano noho ny ran'i Jesosy izay nanavotana antsika.We are blessed through Jesus's blood.
Ny fitsapana nomen'Atra an'i Abrahama
1- Niala ny olony izy ary nifindra toerana kanefa dia natoky an'ATra izy.
2- Manana fahatokisana an'Atra tanteraka izy satria fantany fa eo amin'Atra dia tsy maintsy misy vaha-olana foana "fa moa misy zavatra mahagaga tsy hain'i Jehovah va, hoy izy?
3-Ny mpino rehetra koa izany dia tsy maintsy mandalo fisedrana tahaka an'i Abrahama.
4-Tahaka ny mana izay nilatsaka,nomen'Atra fanantenana ny olona ary nomeny sakafo sahaza azy isan'andro , io dia azo tarafina an'i Jesosy,Andriamanitry ny velona izay hanome fiainana mandrakizay ho an'ny mpino. ^:^^:^^:^
répondu par prime le 07/02/2007 07:13
2. Zina ( 28/01/2007 01:42)
Abrahama sady izy no rain'ny firenena rehetra(father of nation)

sy ny finoana koa...

Ilay izy efa lazainao eo tsara doly ka..misaotra
3. niryna ( 28/01/2007 05:52)
Zina:

Abrahama sady izy no rain'ny firenena rehetra(father of nation)

sy ny finoana koa...

Ilay izy efa lazainao eo tsara doly ka..misaotra


Tsy misy fisaorana :D
4. mpanota ( 28/01/2007 12:32)
Mialatsiny fa tsy mpamaky baiboly izahay na dia mba te_ handray anjara aza eh
5. LazaDaddy ( 28/01/2007 23:12)
mpanota> raha mitovy @ fitiavanao andray anjara eto @ serasera ny fitiavanao handalina ny Tenin'Andriamanitra dia tena "hiadana" ianao :)
6. cutie ( 29/01/2007 02:14)
hum hum :lol:
7. prime ( 29/01/2007 10:38)
cutie> :-D:-D
8. cutie ( 29/01/2007 12:59)
prime in njay:roll:
9. prime ( 29/01/2007 13:55)
cutie> ilay fihetsikao... :-D:-D ...maninona moa izao izany lazain'i LD izany?:lol::-D:-D
10. cutie ( 29/01/2007 13:56)
tsy misy n'in in ka :-D:-D:-D
11. cutie ( 29/01/2007 14:00)
in no ao an-tsain'i prime :-D
12. dailynews ( 29/01/2007 18:13)
Tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny ny ahy ry nyrina.

Ny mahavariana ahy hatrany ihany koa dia na dia efa nanajanaka an i ismaela aza i abrahama, dia mbola voalaza anaty baiboly fa zanaka lahitokana i isaka. Mahatonga saina fotsiny ahy izany amin ny resaka zaza teraka ivelan ny fanambadiana hmm.......

13. Zina ( 29/01/2007 22:24)
satria i ismaela dia tsy avy an'Andriamanitra, fa avy @ eritreirt'i Sarai io (olombelona). Hoy andriamanitra oe hanana zanaka ianareo ... Tsy natoky an'Andriamanitra ry zareo satria efa ela tokoa voa niteraka i an'i Isaka i Sarai...
14. niryna ( 01/02/2007 06:41)
mpanota:

Mialatsiny fa tsy mpamaky baiboly izahay na dia mba te_ handray anjara aza eh

Mahafinaritra ny handraisanao anjara eto.Raha tsy mamaky baiboly ianao dia afaka mandany fotoana kely na 10 mn isan'andro aza.Andramo anie e.Mangataha ny herin'ny fanahy masina hanazava azy aminao.
Mazotoa homana:D:D
15. niryna ( 01/02/2007 06:42)
LazaDaddy:

mpanota> raha mitovy @ fitiavanao andray anjara eto @ serasera ny fitiavanao handalina ny Tenin'Andriamanitra dia tena "hiadana" ianao :)


Misaotra laz nanome hery azy
16. niryna ( 01/02/2007 06:45)
Zina:

satria i ismaela dia tsy avy an'Andriamanitra, fa avy @ eritreirt'i Sarai io (olombelona). Hoy andriamanitra oe hanana zanaka ianareo ... Tsy natoky an'Andriamanitra ry zareo satria efa ela tokoa voa niteraka i an'i Isaka i Sarai...



=D=D=D=D Omeo teheka kely izy e.Io izao ry mpanota dia efa lesona kely iray azo tsoahina ao anaty baiboly
17. niryna ( 01/02/2007 06:50)
dailynews:

Tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny ny ahy ry nyrina.

Ny mahavariana ahy hatrany ihany koa dia na dia efa nanajanaka an i ismaela aza i abrahama, dia mbola voalaza anaty baiboly fa zanaka lahitokana i isaka. Mahatonga saina fotsiny ahy izany amin ny resaka zaza teraka ivelan ny fanambadiana hmm.......



Kanefa tsy fidin'ilay zaza.
Mbola ho jerevako ny tantara ry dailynews fa ireo zaza roa naterak'i Abrahama ireo hono ilay firenena roa miady amin'izao fotoana izao.

18. prime ( 01/02/2007 11:22)
cutie> tsy misy n'in n'in...:-D:-D
niryna> ie misy ifandraisany foana ny tantaran'i Isaka sy Ismmaela na mandrak'ankehitriny aza...
19. niryna ( 01/02/2007 17:40)
prime:

cutie> tsy misy n'in n'in...:-D:-D
niryna> ie misy ifandraisany foana ny tantaran'i Isaka sy Ismmaela na mandrak'ankehitriny aza...

Ny ady dia tsy ho tapitra mihitsy io ary raha maharaka ny ao anaty baiboly isika dia efa voalazan'ny mpaminany daholo ny firenena nanampy ny miady amin'izao tontolo izao,ny firenena niaro azy kanefa niala, ny firenena hitsangana hanohitra ny fivavahana.

20. Zina ( 01/02/2007 18:27)
:wink:
lesona kely iray azo tsoahina ao anaty baiboly

ie ny lesona azo amin'io dia apetraho @ Antra ny fiainanao... Izy no mahalala ny TSARA ho anao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0457