Inona no azo tsoahina tao amin'ny GEN:22 Abrahama/Isaka
21. cutie
(
02/02/2007 00:30)
Mpandefa : prime [ Valio ] 01-02-2007 12:22:03
Lohateny : Re : Inona no azo tsoahina tao amin'ny GEN:22 Abrahama/Isaka
cutie> tsy misy n'in n'in...
io ndray i prime fa mampi te hamono :-D
22. niryna
(
03/02/2007 00:34)
Zina:
:wink:
lesona kely iray azo tsoahina ao anaty baiboly
ie ny lesona azo amin'io dia apetraho @ Antra ny fiainanao... Izy no mahalala ny TSARA ho anao
Misaotra zina a :D:D
23. niryna
(
03/02/2007 00:36)
cutie:
Mpandefa : prime [ Valio ] 01-02-2007 12:22:03
Lohateny : Re : Inona no azo tsoahina tao amin'ny GEN:22 Abrahama/Isaka
cutie> tsy misy n'in n'in...
io ndray i prime fa mampi te hamono :-D
Na manana karavasy lavabe aza i cutie tsy tonga any amin'i prime ilay izy .8-)8-)
26. prime
(
07/02/2007 07:13)
cutie> :-D:-D, f'hita fa izany kooo.. tsy misy n'in n'in ao an-tsaina...:-D
niryna> misaotra... ka raha izany dia inona izany no lesona azo tsoahina araka ny tianao hahatongavana?
niryna> misaotra... ka raha izany dia inona izany no lesona azo tsoahina araka ny tianao hahatongavana?
