logiciel fakana feo
1. Lek
(
24/01/2007 08:13)
Sao de mba misy manana logiciel fakana feo sy fanaovana enregistrement hira tahaka ireny @ studio ireny e! @ CD fa tsy manana internet itelechargena za
répondu par LazaDaddy le 29/01/2007 23:15
2. jefra
(
24/01/2007 17:16)
Tsy mazava ny fangatahanao:
-studio: Zavatra lafatra izany.
-CD: Raha CD no vakiana (hatao wav na mp3), tsy mila maka feo fa ripper-na fotsiny. Windows media player raha MS Win ny OS, fa misy logiciels hafa maro.
-Fakana feo/enregistrement : midika fa mila micro lafatra, na line in hifi. Logiciel manao dika Anologique/Numerique fotsiny no ilana (na gestion entree numerique raha...). Misy maro isafidianana koa.
Hazavao tsara ny tianao hatao. Dia inona sy inona ny config/fitaovana ananana sy hampiasaina.

3. Lek
(
25/01/2007 05:16)
Misaotra an'i Jefra,
Ilay logiciel manao dika Analogika/Numerique no tadiaviko fa tsy haiko ny nanazava azy, ny micro sy ny ordi sy hafa afa misy
(na gestion entree numerique raha...).Mba azo azavaina kely ve fa mbola vao mianatra e!
Misaotra mialoha
4. jefra
(
25/01/2007 16:03)
Raha acquisition fotsiny dia CoolEdit no hitako mora ampiasaina : Klick a l'ecran ny demarrage/arret, azo safidianina ny freq. d'echant.(44.1 ny CD), Tonga dia editer ny signal voaray (dia hita ny niveau), misy fonctionnalites maro, tsy mila ressources betsaka...
Tadiavo am google fa betsaka activation mandehandeha. Raha tsy mahita SN dia mitenena.
Tadiavo am google fa betsaka activation mandehandeha. Raha tsy mahita SN dia mitenena.
5. Lek
(
26/01/2007 12:41)
Merci Jefra fa za nge de tena mbola vendrana @ informatique e!
Ilay mitady @ google aloha mety azo atao ihany fa ny itelechargena azy no manahirana satria za aty @ ciber fa any an-trano mbola tsisy internet
Hoy ianao hoe raha tsy mahita SN dia mitenena.
Mbola tsy haiko koa ny atao hoe SN ra mba mety hazavaina
Merci e!
6. jefra
(
26/01/2007 15:35)
Raha tsy afaka manao telechargement ianao dia tsy hitako izay ala olana. 22MB eo ilay soft.
SN = Serial Number (mila code d'activation matetika satria version demo no gratos).
Raha misy port USB ny PC-nao sy ny any am cyber dia iarao raha mahazo mampiasa clé USB. Raha eny, dia io no ala olana hitondranao mody izay zavatra nadika.
Tsy fantatro ny vidiny aty Dago fa misy karazany maro. 512 na 256MB vidiny raha tsy lafo loatra. Ny mihoatra tsy ferana. Aleo mampiasa an'io toy izay diskety na CDRW.

7. sitlo
(
26/01/2007 16:50)
Amin'ny nero 7
Dia misy hoe wave editor izy.
Ao koa ny soundforge, avance be mihitsy io faharoa io fa tsy hiko raha ho arakao nefa ianao tsy dia mahavoa ordi.
Vao henoko koa izao hoe "audiotune" izany no fampiasan'ny pro sasany.

8. clarrydimbisoa
(
26/01/2007 18:41)
Bonjour,
izaho izao aty manana cool edit pro fa tsy haiko hoe ahoana no ahazzahoanao azy; izaho aty Tamatave.
Ianao ihany no mitady hevitra raha misy fika;
izaho izao aty manana cool edit pro fa tsy haiko hoe ahoana no ahazzahoanao azy; izaho aty Tamatave.
Ianao ihany no mitady hevitra raha misy fika;
9. Lek
(
29/01/2007 05:41)
Misaotra anareo e!
Misaotra an'i Clarrydimbisoa fa ohatry ny lavitra loatra le tamatave fa raha sendra mandalo any aho de mitady anao
Fa raha sendra misy manana ianareo aty tana de mba ilazao e!
10. LazaDaddy
(
29/01/2007 23:15)
http://www.sonymediasoftware.com/products/default.asp fa sady tsara ireo no nihamora lavitra noho ny t@ herintaona ny vidiny.