Misy ve fomba tokony hatao mba hahatamana ny vady ao antrano

1. xxx ( 23/01/2007 14:25)
Moa ve misy fomba tokony hatao ny vehivavy amin'ilay olona miaraka amin'ny na ilay vadiny mba hahatamana azy ao antrano mba tsy hitadiavany olon-kafa any ivelany na andehanany miaraka amin'ny namany mandehandeha @ zavatra tsisy dikany?
répondu par henrie le 05/02/2007 20:48
2. kelly13 ( 23/01/2007 14:55)
ny vhv alou refa miaraka @ namany mandende d misy dikany foana e! donky esory ao anaty lohanao io hoe "mandehandeha @ zavatra tsisy dikany" io. faharoa ny fomba ahatamana azy ao antrano d manànà confiance azy fa "rehefa ao antrano izy dia anao fa rehefa mivoaka ny varavarana izy d itambaranao @ hafa". fadio tompoko ny tsy mamela azy mvoaka izany fa vao maika hipotsitsaka izy
3. rakaroka ( 23/01/2007 18:31)
Ny ahy ny vadiko "libre BBBbbbbe mihitsy" ny olona indray aza no curieux hoe mb^o miaraka ihany ve izahay?...Ny marina manana tanjona eo @ fiainana aho,
ary izaho no tompon'andraikitra @ fandavorariana izany fa tsy izy, manampy ahy izy:tsara, tsy manampy izy du moins tsy manelingelina ahy, sy manatontosa ny andraikiny, dia
ampy! Tsy dia mametraka soucis Bbbe loatra aminy aho satria misongadina aminy mihitsy ny fandroson'ny zavatra ataoko, ny conviction-ko sns, sy ny
fihalohalon'ny namany maro maha-jaloux azy amiko aza!
Fa tsapako koa fa firekaky ny lhl maro hoe ny sipa ao afoavoan-tany hono tsy misy "chaleur", ary misy toerana aza "éduqué-na mihitsy ny tovovavy, tsy hitotonan'ny fitenenana hoe tahaka ny miaraka @ vatan-kazo hono! Dia misy tokoa ny vhv mahatana lhl @ izany fomba izany sy ny douceur sy izay toetra maha vhv tokony ilain'ny équilibren'ny lhl 'ngamba.
4. nikopol ( 23/01/2007 18:38)
fatorana aminy tady no azo antoka kokoa
5. simplex ( 23/01/2007 18:46)
:D
ie
somary karavasiana kely izy ra vao mitady hamaly 8)
6. cutie ( 23/01/2007 18:49)
humm hummm:-D
7. booboo ( 23/01/2007 18:49)
:-D:-D:-D
8. pissoa ( 23/01/2007 19:01)
niko sy simp : kôndrana mitsy lisany reto ka =))=))=))
9. sitlo ( 23/01/2007 19:54)
rakaroka> tsy azo. Ny vhv izany tokony en chaleur dia atao libre be dia raha manampy izy tsara, tsy manampy izy tsara.

Ko raha tsy zefa izay koa hitatatra ho an'i Rainizafilemena koa.
10. landza ( 23/01/2007 20:16)
mampime daholo ilay hv mande , ny hv d na de mbola tsy manambady ary za de mino aho fa ny fahatokisana no mitondra anio ary tsy azo teriterena zany kou ny lehilahy na ny vehivavy , rehefa mazava hatr@ voalohany fotsiny ny resak d izay , ny important d ny miresaka tsara @ voalohany mba tsy ho gaga ny iray avy eo .... tsy mety zany hoe akamatotra zany fa izany vao maika manimba zv b d b , samy mahalala ny tokony ataony ary samy mahalala izy anakiroa hoe efa mpivady d izay.:)
11. sitlo ( 23/01/2007 20:22)
landza> tsy amin'ilay zv no fatorana kah
12. andry08 ( 23/01/2007 21:03)
ny fitiavana azy no hahatamana azy ao antokatrano.
Ny fihainoana azy, ny fanampiana rehefa mba mila vonjy kely iny izy, ny serasera tsy tapaka,ny fahatsapany fa tia azy ianao.:)
13. rakaroka ( 24/01/2007 12:24)
rehefa nanontaniako izy dé izao no valinteniny hoe:"omeo azy hono izay ilainy!" tsy hitadiavany any an-kafa!:roll::?::roll::roll::roll::wink::wink:
14. rakaroka ( 24/01/2007 12:30)
-dia atao liste aza ho'aho!
-Andrékaky ô: dia tsy ho fantatrao ve hono na ho zoviana indray hoe inn avy?...
Diso fantatro tsara!... ka izay indrindra no hanamafisako ilay resako etsy ambony tsy mivaona @ baiboly hoe mila tiavina tahaka ny namana koa ny tena!...
15. olomalaza ( 24/01/2007 14:20)
TSISY :evil:INDRINDRA FA REHEFA HIARA HIVOAKA AMIN\'NY NAMANY!!!
16. booboo ( 24/01/2007 14:27)
17. soanja ( 24/01/2007 18:05)
rakaroka:

-dia atao liste aza ho'aho!
-Andrékaky ô: dia tsy ho fantatrao ve hono na ho zoviana indray hoe inn avy?...
Diso fantatro tsara!... ka izay indrindra no hanamafisako ilay resako etsy ambony tsy mivaona @ baiboly hoe mila tiavina tahaka ny namana koa ny tena!...


=D=D=D=D=D=D


18. sitlo ( 24/01/2007 21:30)
rakaroka> zay vao mazava
19. fijo ( 24/01/2007 23:58)
vizano izy dia tsy hitady hafa e
20. niryna ( 25/01/2007 07:13)
kelly13:

ny vhv alou refa miaraka @ namany mandende d misy dikany foana e! donky esory ao anaty lohanao io hoe "mandehandeha @ zavatra tsisy dikany" io. faharoa ny fomba ahatamana azy ao antrano d manànà confiance azy fa "rehefa ao antrano izy dia anao fa rehefa mivoaka ny varavarana izy d itambaranao @ hafa". fadio tompoko ny tsy mamela azy mvoaka izany fa vao maika hipotsitsaka izy

Misy fahamarinana io ka izany no mahatonga ny soavaly tapakofehy.Raha tsy nofehezinao izy dia hainy foana ny mitondra ny tenany.Indraindray mba maningana kely kosa e. Somary tarakely rehefa miaraka ny namana ,na izany aza tsy dia atao hoe fananako ity ka izao no tiako atao azy.:twisted:Kolokoloy izy,omeo fitiavana,horoka ,safosafo,teny mamy ary tena vokatry ny fo,ataovy fantany fa ny fitiavanao azy tsy miova fa toy ny teo aloha foana.(l)(l)Mandeha ho azy ny fifankatiavana ka tsy andriny izay hidiranao an-trano hitsenainy anao, hanorohany anao ary hamihizany anao.(l)(l)(l)
Andramo ka zahao fa tsara io :*:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3269