Misy ve fomba tokony hatao mba hahatamana ny vady ao antrano

21. mignone ( 25/01/2007 07:57)
rehefa mitady hivoaka dia kapohana ny fitombenany, amizay tsy sahy intsony
22. rakaroka ( 25/01/2007 08:51)
Hoe vizano?...Ka déjà tsy mitovy hatrany amboalohany anie ny hery, sady maro ihany ny vhv no vizana tanteraka nanaovan'ny lhl azyizay. 'Za tsy hanaratsy tsy hitsikera fa aleoko fotsiny tsitsiko ny aiko hiatrehako izay kely mety ho vitako eto @ ity fiainana ity, dia mbô ny réaliseable sy possible amin'ny tokony ao anaty liste hitiavana azy no tanterahana!
23. rakaroka ( 25/01/2007 09:18)
Zavatra mbola betsaka ny miandry ny vhv tsy hifanjanana @ lhl: ny raharaha an-tokan-trano, ny
fitaizana isan-kazarany, sns... SAROBIDY avokoa!
koa 'ndeha ho atotona amin-dRamose daholo ve ny hery?
Raha mba mihevitra tsara antsika vhv tokoa moa rizareo ireny maninn fa raha mi-limité @ tenany toa ny tsikaritro matetika dia mila mihevi-tena koa ny vhv!...
24. fijo ( 26/01/2007 06:14)
ka amin'izay izy tsy mitady hafa ko.
25. henrie ( 05/02/2007 20:48)
sitlo:

landza> tsy amin'ilay zv no fatorana kah


fa @ ininona no fatorana ry sitlo ??:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3187