Malilo

1. Spinoff ( 21/01/2007 18:21)
Iangaviana ireo rehetra mahay ny tonon'io hira io mba hametraka azy ato @ namana.serasera na ny rti784@hotmail.com.
Titre: Malilo
Genre: Salegy
Mpihira: Tsy hay, fa fantatra fotsiny fa VEHIVAVY no mihira io hira io.
Isaorana mialoha isika.
Tsiky dia ampy.
:D
répondu par cutie le 22/01/2007 02:13
2. cutie ( 22/01/2007 02:13)
Mpihira
Ninie doniah
Fa de tsy misy haiko alou ze lazainy afa-tsy we 'malilo" ihany :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0708