Iangaviana ireo rehetra mahay ny tonon'io hira io mba hametraka azy ato @ namana.serasera na ny rti784@hotmail.com.
Titre: Malilo
Genre: Salegy
Mpihira: Tsy hay, fa fantatra fotsiny fa VEHIVAVY no mihira io hira io.
Isaorana mialoha isika.
Tsiky dia ampy.
:D