tsy zakan'ny gasy mihitsy ilay fahamarinana an!!

1. bazylou ( 20/01/2007 16:44)
ka na ho vy na ho vato dia zainy no izy ary izany no aty ry zareo ka tandremo tsara aloahn'ny hivoahana an'i Madagasikara!! sao manontany tena eo !!
répondu par linarako2 le 02/03/2007 22:40
2. Fiffi ( 20/01/2007 16:56)
hihihih sujet an'i bazylou indray @ zao fotoana zao ny fahatongavana aty an ! hihihhi
Heu.....matoa kosa ry zareo ho avy aty de mba efa nojereny daholo kosa angamba ny le pour sy ny contre koh !
3. bazylou ( 20/01/2007 17:11)
dia izany no nahatonga sy nanapahany hevitra ny hiklandy !!!:lol::lol::lol:
4. tywa68 ( 20/01/2007 18:47)
ka manantena kosa anie hoe hahita asa na fomba hahafahana hanampy ny any dia lasa mivoaka kely mianatra aty ivelany ê(maika moa mahazo bourse !).
5. Fiffi ( 20/01/2007 19:08)
bazylou: aiza kosa eh ! misy ny antony nahatonga an'ny olona hi-klandy zany fa tsy hoe raha vao nahazo halalana hankaty tondé ny hiklandy ny ao an-tsainy.....
6. piste ( 20/01/2007 19:30)
Aleo ny olona ho avy é. Aza sarotiny alohan'ny tompony ohatr'io isika. Sady ry zalahy sy zavavy ange tsy mbola nangataka t@ ingahy é. Isika Gasy ihany manko no tsy dia mahay mifanampy ohatr'ireo vahiny mpifindra monina hafa rah aty Europe. Somary mampalahelo ihany izay toe-tsaina izay.
Farany: aleo ny olona ho avy samy mi-tenté ny chance-ny io.

7. Fiffi ( 20/01/2007 20:54)
ekena !
8. bazylou ( 20/01/2007 20:57)
aleo tokoa ny olona ho avy dia atsipy amin'ny charter avy eo e!! aty vao mahatsapa daholo fa hay tsy kilalao izy ity an!!
9. Fiffi ( 20/01/2007 20:58)
tsy voatery kah !
10. dailynews ( 20/01/2007 21:06)
bazylou> Ny fahamarinanana dia azo entina lazaina amin ny fomba maro fa araka ny hilazana azy no hampihena kokoa ny alahelo na ny famoizampo na izay hilazanao azy.

Ohatra: matavy be i soa ka mila manao regime sao maty tapaka lalandra. Inona avy ireo mety fomba hilazana azy.

ohatra:
-i soa koa ohatry ny kisoa..maninona izao raha tsy mihinana io intsony, mba ahenao ry 'ty ny sakafo fa maty tapaka lalandra eo tena a.( mety ho tahaka izao ny fomba hilazan i bazylou ilay fahamarinana raha ny fahitako ny fomba firesakao eto)

- Raha izao i soa ahena amin izay ny sakafo fa tsy mahasalama anie io e. Tadidio ny zavatra nolazain ny dokotera.

sns......

Ka hoy aho hoe, ny fahamarinanan mety efa ho sarotra zakaina ihany fa ilay mpilaza azy ihany koa mety vao maika manavesatra ilay tranga efa misy.
11. kelly13 ( 20/01/2007 21:06)
ny tinao ngamba d enao rery no gasy aty o? tsss
12. Fiffi ( 20/01/2007 21:27)
possible :-D:-D
13. xxx ( 20/01/2007 21:51)
ary sao dia vao nahazo taratasy vao haingana ary ity bazylou ity na fara-faharatsiny récépissé ,fa toa resaka toy izao foana no miseho
14. Fiffi ( 20/01/2007 21:53)
nanomboka t@ le resaka "Melanie"
15. niryna ( 21/01/2007 05:23)
dailynews:

bazylou> Ny fahamarinanana dia azo entina lazaina amin ny fomba maro fa araka ny hilazana azy no hampihena kokoa ny alahelo na ny famoizampo na izay hilazanao azy.

Ohatra: matavy be i soa ka mila manao regime sao maty tapaka lalandra. Inona avy ireo mety fomba hilazana azy.

ohatra:
-i soa koa ohatry ny kisoa..maninona izao raha tsy mihinana io intsony, mba ahenao ry 'ty ny sakafo fa maty tapaka lalandra eo tena a.( mety ho tahaka izao ny fomba hilazan i bazylou ilay fahamarinana raha ny fahitako ny fomba firesakao eto)

- Raha izao i soa ahena amin izay ny sakafo fa tsy mahasalama anie io e. Tadidio ny zavatra nolazain ny dokotera.
Ekena tanteraka ny teninao,araka ny fomba fitenenana azy ato no ahalalana hoe marina ve ilay fahamarinana sa mivoana any amin'ny hafa
sns......

Ka hoy aho hoe, ny fahamarinanan mety efa ho sarotra zakaina ihany fa ilay mpilaza azy ihany koa mety vao maika manavesatra ilay tranga efa misy.



16. xxx ( 21/01/2007 10:07)
ka i bazylou angaha no mamelona ireo olona tonga aty an-dafy aty ireo izay lazain'i bazylou fa miklandy daholo ,hono,hihihihihihi ary na marina na tsy marina ny zavatra ataony sy ny nivoahany tany dago tsy misy idiran'i bazylou mihitsy izany .
Tsy ahamenatra an'i bazylou ny hilaza any @ pra hoe : i anona tsy manana paps raha izao toe-tsainareo izao no dinihana .
Mahavita teny nareo ka ,sady hita hoe : aty an-dafy koa hono lery e!.Ho hita eo ihany ny tohiny e!
17. xxx ( 22/01/2007 02:15)
i bazylou dia niklandy teo aloha, fa mahay misolelaka dia tsy nisy olana intsony, dia izao izy matikambo, ary mahamenatra azy eo imason'ny vazaha, ireo malagasy mpiray tanindrazana aminy ao anatin'ny fahasahiranana.
18. bazylou ( 22/01/2007 23:10)
dia inona koa ny manaraka e!!:roll::roll::roll:
19. xxx ( 23/01/2007 05:56)
Marina io raha mba tafita aza manenji-dresy fa tsy misy tombotsoa ho azonao rehefa tsy hanampy azy ianao.
20. xxx ( 25/01/2007 15:03)
ty foana no very saina sy lany resaka eo ! tsy ze ahasoa ny fianan'ity atao fa ! rehhefa tsy nangataka t@ ty ny olona de zay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1877